- Publicité -
dimanche, juin 1, 2025
AccueilFaits-DiversBy-pass : Sprinter avy nandevina nifandona tamin’ny kamiao, olona 07...

By-pass : Sprinter avy nandevina nifandona tamin’ny kamiao, olona 07 maty

Nitrangana lozam-piarakodia mahatsiravina indray teny amin’ny lalan’ny By-pass omaly hariva tokony manodidina ny tamin’ny 07 ora. Fiara Sprinter iray nitondra fianakaviana avy nandevina no nandona kamiao avy ato aoriana. Nahatsiravina ny vokatr’ity loza ity satria dia olona fito be izao no maty tao amin’ilay Sprinter, izay potika tanteraka. Ny nanatrimaso kosa no nilaza fa nitsoaka avy hatrany ny mpanampy mpamily ilay fiara Sprinter raha vao nitranga ny loza. Ilay mpamily kosa dia fantatra fa mamo.

T.M.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici