- Publicité -
mardi, septembre 1, 2026
AccueilFaits-DiversCybercriminalité : vola 9 trapitrisa Ar voasoloky tamin’ny varotra « en ligne »

Cybercriminalité : vola 9 trapitrisa Ar voasoloky tamin’ny varotra « en ligne »

Fisolokiana tamin’ny fampiasana karatra banky an’olon-kafa nataon’ity lehilahy iray, ka nampisainy tamin’ny varotra amin’ny tranonkala. Nahazoany vola 9 tapitrisa ariary mahery izany.

Araka ny fanazavan’ny polisy, mikirakira sy mandalina ny teknolojia hita ao anaty « internet » ireny ilay lehilahy mpisoloky ary tao no nangalany ilay laharana karatra banky an’olona hafa nividianany entana amin’ireny « vente en ligne ireny  » .

 Nampiasainy ilay vola tao anatin’ilay karatra ary efa nalany 9 tapitrisa mahery izy. Gaga ilay tompon’ny karatra fa mihena hatrany ny volany ka nanontany tany amin’ny Banky .

 Nametraka fitoriana ny tompon’izy io ary rehefa natao ny fanadihadiana dia tratra ilay lehilahy nampiasa ilay  » carte bancaire « . Niaiky ny helony ilay tovolahy rehefa tratran’ny polisy

Yv Sam

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici