- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFanodinkodinam-bola sy halatra : Mpivady terantany karàna karohin’ny pôlisy fatratra

Fanodinkodinam-bola sy halatra : Mpivady terantany karàna karohin’ny pôlisy fatratra

« Sharma Rajeev sy Sharma Neetika. Izy mivady ireto dia karàna ( teratany Indiana ) miasa any Mahajanga ary samy mpitantana orinasa misahana ireny famatsiana entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro ireny.  Nahodin’izy ireo ny entana tao amin’ny orinasa niasany izay mahatratra hatrany amin’ny 9 lavitrisa ariary mahery ». Filazana fikarohana izay hita tao amin’ny pejy ofisialin’ny pôlisim-pirenena. Tsy hita tany nanjavonana intsony izy ireo, hoy hatrany ny voarakitra, ka izay mahita azy dia hiangaviana mba hampandre avy hatrany mpitandro filaminana na ny pôlisy ekonomika. Raisina ho tsiambaratelo ireo izay manome vaovao ary tanana ho mpiray tsikombakomba kosa izay manafina na mitahiry olon-dratsy, raha ny hita tao hatrany.

m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici