vendredi, avril 25, 2025
AccueilÀ lireAntsirabe : Feno 20 taona ny sekoly teknika Saint Jean Andraikiba

Antsirabe : Feno 20 taona ny sekoly teknika Saint Jean Andraikiba

Nisy lamesa lehibe nandritra ny lanonana tao st Jean Andraikiba.

Isan`ireo sekoly zokiny ao Andraikiba ny Sekoly Saint Jean. Moro ireo olona manana toerana ambony, nandrato fianarana tao amin`ity sekolim-pinoana ao Andraikiba ity.

Ny taona 1971 no niorenan`ny sekoly Sain Jean fa ny sekoly teknika no izao feno 20 taona izao. Tsy namela izany handalo fotsiny ny tompon`andraikitra ny sekoly fa nisy hetsika maro loko natao nentina nanamarihana izany jobily faha 20 taonan`ny sekoly teknika Saint Jean Andraikiba izany.

Araky ny antotanisa voaray dia mahatratra 1000 eo ho eo ny fitambaran`ny mpianatra ao amin`ny «  enseignement technique«  sy ny « enseignement générale«  anakehitriny.

Nifanindry andalana tamin`ity fotoana ity ny famoahana ny andiany faha 20 nanaraka ny lalam-piofanana fambolena sy fiompiana. Miisa 28 mianadahy ny indray mihira navoaka,telo taona ny faharetan`ny fiofanana.

Andry N.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici