- Publicité SW45 -
dimanche, avril 28, 2024
AccueilFaits-DiversFikambanana FIZALAOTRA : Navaozina birao sy ny satan’ny fikambanana…

Fikambanana FIZALAOTRA : Navaozina birao sy ny satan’ny fikambanana…

Izay vao nifoha tamin’ny torimasony raha renoka tao anatin’izany ireo zanaka ampielazana avy any Ambatondrazana, Andilamena ary Amparafaravola, izay mivondrona ao anatin’ny fikambanana hoe FIZALAOTRA, izay monina sy mipetraka eto Toamasina. Vokany notanterahana ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny efitrano malalaky ny tobin’ny zandary amoron-dranomasina, ny fivoriambe ny fikambanana nentina nandaniana ny sata vaovao ny fikambanana sy ny fitsipika vaovao hifehy ny fikambanana. Voafidy nandritra izany dia Atoa Rasamison raha roa izy ireo no niady io toerany filoha io. Mpiasam-panjakana efa misotro ronono ny tenany ary nahazo isam-bato 103. Nampiavaka ny fandrafetana ity birao tamin’ny ity sata vaovao ity sy ny fitsipika vaovao ihany, koa dia misy ny antsoina hoe filohan’ny fikambanan’ny Raiamandreny mba ho arofenitra, nefa misy koa ny filoha lefitra voafidy mitarika ny Fizalaotra.

Malala Didier

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici