Antsoina isika kristiana rehetra sy ny zanak’ampielezan’ny FJKM Ampasika Maritiora synodam-parintany Antananarivo Andrefana hanome voninahitra an’Andriamanitra hanatrika ny fanopoam-pivavahana ho fandraisan- tànana sy fankalazana ny faha-25 taona naha mpitandrina an-dRtoa RANAIVOHARIVONY HERIMALALA ny Sabotsy 29 Oktobra izao izay, fotoana ho tarihin’ny synodam-parintany , ary ny Alahady hiarahan’ny reny fiangonana sy ny zanak’ampielezana .Samy manomboka amin’ny 9 ora ny fanopoam-pivavahana. Hisy fiara hiraisana miainga eny Alakamisy amin’ny 8 ora , ary eny amin’ny CEG Antanimena ny Alahady amin’ny 7 ora sy sasany.
FJKM AMPASIKA –MARITIORA : Fandraisan-tànana sy fankalazana ny faha-25 taona naha Mpitandrina
Articles qui pourraient vous intéresser