- Publicité -
samedi, septembre 5, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFJKM AMPASIKA –MARITIORA : Fandraisan-tànana sy fankalazana ny faha-25 taona ...

FJKM AMPASIKA –MARITIORA : Fandraisan-tànana sy fankalazana ny faha-25 taona naha Mpitandrina

Antsoina isika kristiana  rehetra sy ny zanak’ampielezan’ny FJKM Ampasika Maritiora  synodam-parintany  Antananarivo Andrefana hanome voninahitra an’Andriamanitra  hanatrika ny fanopoam-pivavahana  ho fandraisan- tànana sy fankalazana ny faha-25 taona naha mpitandrina an-dRtoa  RANAIVOHARIVONY  HERIMALALA ny Sabotsy 29 Oktobra  izao  izay, fotoana ho tarihin’ny synodam-parintany , ary ny Alahady hiarahan’ny reny fiangonana sy ny zanak’ampielezana .Samy manomboka amin’ny 9 ora ny fanopoam-pivavahana. Hisy fiara hiraisana miainga eny Alakamisy amin’ny 8 ora , ary eny amin’ny CEG Antanimena ny Alahady amin’ny 7 ora sy sasany.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici