- Publicité -
dimanche, juin 22, 2025
AccueilFaits-DiversFJKM Antsampandrano Mananara : Voka-dehibe amin’ny alahady faha-29 mey

FJKM Antsampandrano Mananara : Voka-dehibe amin’ny alahady faha-29 mey

Toy ny isan-taona, hotanterahina any amin’ny FJKM Antsampandrano Mananara, ny voka-dehibe hifamotoanan’ny terak’io Fiangonana io any an-tanindrazana. Hasaina isika rehetra zanaky ny fiangonana aty am-pielezana ho tonga any an-toerana. Hanomboka amin’ny 9 ora sy sasany ny fotoam-pivavahana. Hisy ny fiara iraisana eny Andravoahangy akaikin’ny BOA “immeuble Soloprix”. Amin’ny 6 ora sy sasany tsy diso ny fiaingana. Miangavy ny mpiandraikitra mba samy hanaja ny fotoana hifanomezana ny tsirairay. Misy ny fisoratana anarana ho an’ireo izay mikasa ny ho any an-tanindrazana. Afaka manatona ny komity akaiky azy indrindra izy ireo. Manantena ny fahatongavantsika ny rehetra.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici