Nofiraina tamin’ny famaky ny lohany ary nalaina ny masony roa. Habibiana tsy roa aman-tany toy izany no nahazo ny mpiambina ny Lycée Ranopiso, ao Fort-Dauphin. Avotra ny ainy rehefa nentina hopitaly saingy tsy mahita intsony izy manomboka eto. Mandeha ny fikarohana ireo mpanao ratsy.
D.R