- Publicité -
dimanche, avril 27, 2025
AccueilFaits-DiversFort-Dauphin : Nesorina ny masony

Fort-Dauphin : Nesorina ny masony

Nofiraina tamin’ny famaky ny lohany ary nalaina ny masony roa. Habibiana tsy roa aman-tany toy izany no nahazo ny mpiambina ny Lycée Ranopiso, ao Fort-Dauphin. Avotra ny ainy rehefa nentina hopitaly saingy tsy mahita intsony izy manomboka eto. Mandeha ny fikarohana ireo mpanao ratsy.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici