
Nanamafy ny zava-misy eo amin’ny tontoly politika eto amin’ny taniny Repoblikan’i Madagasikara ny Goveronoran’ny faritra Betsiboka Atoa Randrianjafindriana Jean Roger, makasika ny fizotran’ny fiainam-pirenena. Noho ny trangan-javatra ataon’ireo antokom-politika milatsaka ho fiadiana filoham-pirenena miisa folo izay tsy misitraka ny firosohan’ny fifidianana amin’ny Alakamisy 16 Novembra 2023 izao, dia nanamafy ny Goveronora faritra fa tokony himasoan’izy ireo ny tomboantsoany vahoaka tsy vaky- volo, amin’ny fanatanterahana ny hoaviny. Ary nanentana ny saram-bebahoaka ihany koa ny tenany amin’ny fijerena ny anarany ao anatiny lisim-pifidianana, mba hilana amin’ny hosoko mety hitranka eto amin’ny tany sy ny firenena, ary mangataka fitoninana ihany koa ny tenany.
Ratantely