- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025
AccueilFaits-DiversGoveronoran’i Betsiboka : Nanao fanambarana makasika ny zava-misy eto amin'ny firenena

Goveronoran’i Betsiboka : Nanao fanambarana makasika ny zava-misy eto amin’ny firenena

Atoa Randrianjafindriana Jean Roger, Goveronoran’i Betsiboka.

Nanamafy ny zava-misy eo amin’ny tontoly politika eto amin’ny taniny Repoblikan’i Madagasikara ny Goveronoran’ny faritra Betsiboka Atoa Randrianjafindriana Jean Roger, makasika ny fizotran’ny fiainam-pirenena. Noho ny trangan-javatra ataon’ireo antokom-politika milatsaka ho fiadiana filoham-pirenena miisa folo izay tsy misitraka ny firosohan’ny fifidianana amin’ny Alakamisy 16 Novembra 2023 izao, dia nanamafy ny Goveronora faritra fa tokony himasoan’izy ireo ny tomboantsoany vahoaka tsy vaky- volo, amin’ny fanatanterahana ny hoaviny. Ary nanentana ny saram-bebahoaka ihany koa ny tenany amin’ny fijerena ny anarany ao anatiny lisim-pifidianana, mba hilana amin’ny hosoko mety hitranka eto amin’ny tany sy ny firenena, ary mangataka fitoninana ihany koa ny tenany.

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici