- Publicité -
lundi, mai 19, 2025
AccueilFaits-DiversIsalo : Fiaramanidina kely nianjera, olona roa naratra

Isalo : Fiaramanidina kely nianjera, olona roa naratra

Omaly, niharan-doza ny fiaramanidina kely iray tany Isalo any Ihorombe. Vokany, olona roa no naratra. Araka ny fantatra, dia izy ireo ihany no tao anatin’ity fiaramanidina ity izay mitondra ny famantarana 5 R MDF C 172. Hatramin’izao fotoana izao aloha, tsy fantatra marina ny antony nahatonga ity loza ity. Ilay fiaramanidina tafavadika ambony ambany hita tamin’ny sary no nanaitra ny mpanara-baovao rehetra. Tsy mbola fantatra ihany koa izay anton-diany tany amin’ny faritra be mpizahatany iny. Efa misokatra ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

3 Commentaires

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici