- Publicité -
samedi, mai 24, 2025
AccueilFaits-DiversJMJ : Tongan'ny mpangalatra koa

JMJ : Tongan’ny mpangalatra koa

Maro ny mpizaika no nitaraina, noho ny fahaverezan’ny entana ary nisy avy hatrany koa ny fepetra noraisin’ny manampahefana mahakasika an’izany. Midika izany toe-javatra izany, fa misy ihany koa ny olon-dratsy izay manaraka ny toerana misy hetsika ka be olona, eto amin’ny Nosy. Olona aman’arivony no ao an-tampon-tanànan’i Fianarantsoa, ka mifamezivezy ao an-toerana. Efa niomana tamin’izany ny tanàna, saingy ny indro kely dia ny fisian’ny mpangalatra ; izay mety ho mody mifangaro amin’ny mpizaika. Tsy kely làlana ny ratsy…

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici