- Publicité -
vendredi, novembre 20, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversKamiao mpitatitra tany : Lasa mitoby etsy Imerinkasinina indray

Kamiao mpitatitra tany : Lasa mitoby etsy Imerinkasinina indray

Mivezivezy ary mitoby etsy amin’ny sampanan-dàlana etsy Imerinkasinina indray ireo kamiao lehibe matetika miloko mavo izay mpitatitra tany ilaina amin’ny fanotorana. Hatreto tsy mazava tanteraka satria nisy fotoana izy ireny nogiazana avokoa izay tratra nitatitra tany. Izao indray miverina mivezivezy etsy sy eroa ary na atoandro aza. Misy ihany ny soratra asa maika ary misy anaran’ny minisitera iray eo akaikin’izany takelaka izany. Na izany aza anefa mbola mampiahiahy ny olona ihany satria vao tsy ela akory ny mpitondra no nanakana ny fanotorana tany ary nanao fanagiazana ny fiara mpanatontosa an’izany.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici