- Publicité -
samedi, septembre 26, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversKaominina Ambinaninony : Tratra ny zandary Brickaville ilay lehilahy nahafaty ny renikeliny

Kaominina Ambinaninony : Tratra ny zandary Brickaville ilay lehilahy nahafaty ny renikeliny

Tsy herinandro akory taty aorian’ilay famonoana ilay ramatoa 55 taona tao amin’ny kaominina Ambinaninony Brickaville izay renikelin’ity tovolahy namono azy ; dia tratra ireo zandary tao amin’ny borigadin’ny Brickaville ny tenany. Tao anatin’izany fotoana rehetra izany, dia nanao filazana fikarohana ny zandary Brickaville ka tratra tao amin’ny kaominina Anjahamany izay mampizara ny tananan’Ambatondrazaka sy Brickaville ny tenany na nihezaka nitsoaka ny heloka nataony aza. Niaraka tamin’ny Borigady tao Ambalarondra ny tao Brickaville tao anatin’izany. Efa nanome toky ny zandary Brickaville fa tsy maintsy ho azon’izy ireo ity tovolahy ity na handositra lavitra be miala ny tanana nonenany aza. Raha hiverenana kely ny zava-nisy dia nodidiana toy ny famonoana akohy amam-borona ireny ny tendalin’ity renikely, fa  tsy name ny vola nagatahany hiviadian’ny toaka sy rongony fifohany. Mbola niampy koa io zava-niseho notantarainy tamin’ny fotoana nahatrarana azy, izay ho tafiditra ao anatin’ny antontan-taratasim-pitsarana mikasika azy. Nisaotra ny zandary Brickaville ny vady navelan’ilay ramatoa maty, izay rain’ilay mpamono, fa tena haigam-piasa ireto zandary Brickaville ireto.

Malala Didier

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

  1. Remarque: Ilay fanoratana teny malagasy amin’ity article iray ity kosa mba tokony jerena kely satria ratsy fanoratra sy be diso ilay teny malagasy sa mety tsy mahay teny gasy tsara ilay nanoratra azy

    Kaominina Ambinaninony : Tratra ny zandary Brickaville ilay lehilahy nahafaty ny renikeliny

    Tsy herinandro akory taty aorian’ilay famonoana ilay ramatoa 55 taona tao amin’ny kaominina Ambinaninony Brickaville izay renikelin’ity tovolahy namono azy ; dia tratra ireo zandary tao amin’ny borigadin’ny Brickaville ny tenany. Tao anatin’izany fotoana rehetra izany, dia nanao filazana fikarohana ny zandary Brickaville ka tratra tao amin’ny kaominina Anjahamany izay mampizara ny tananan’Ambatondrazaka sy Brickaville ny tenany na nihezaka nitsoaka ny heloka nataony aza. Niaraka tamin’ny Borigady tao Ambalarondra ny tao Brickaville tao anatin’izany. Efa nanome toky ny zandary Brickaville fa tsy maintsy ho azon’izy ireo ity tovolahy ity na handositra lavitra be miala ny tanana nonenany aza. Raha hiverenana kely ny zava-nisy dia nodidiana toy ny famonoana akohy amam-borona ireny ny tendalin’ity renikely, fa tsy name ny vola nagatahany hiviadian’ny toaka sy rongony fifohany. Mbola niampy koa io zava-niseho notantarainy tamin’ny fotoana nahatrarana azy, izay ho tafiditra ao anatin’ny antontan-taratasim-pitsarana mikasika azy. Nisaotra ny zandary Brickaville ny vady navelan’ilay ramatoa maty, izay rain’ilay mpamono, fa tena haigam-piasa ireto zandary Brickaville ireto.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici