- Publicité SW45 -
dimanche, mai 12, 2024
AccueilFaits-DiversKidnapping : Nisy voasambotra indray

Kidnapping : Nisy voasambotra indray

Nisy tambajotra mpanao fakàna an-keriny izay voasambotry ny zandary ny sasantsasany amin’ireo mpikambana ao anatiny. Raha ny fantatra dia mpiara-miasa akaiky amin’i Jaffar Younnous izy ireo. Io farany dia karàna fanta-daza amin’ny kidnapping ary raha ny fahafantarana azy dia mbola mihidy ao Tsiafahy rehefa voampanga an-taonany maro. Hisy ny fihaonan’ny zandary avy etsy Fiadanana amin’ny mpanao gazety anio mba hampahafantatra ny momba ireto andian-jiolahy mpanao kidnapping ireto alohan’ny hanolorana azy ireo eny amin’ny fampanoavana. 

D.R

- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici