- Publicité SW45 -
mardi, avril 16, 2024
AccueilFaits-DiversMaevatanana : Telo mianaka maty voatototry ny tany

Maevatanana : Telo mianaka maty voatototry ny tany

Olona telo mianaka no maty voatototry ny tany teo am-pitrandrahana volamena tao Albemoka, fokontany Ambodibonara, any amin’ny kaominina albanivohitra Berivotra 5/5, avaratra andrefan’Ikalamilotra be, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanana, ny alakamisy 20 aprily 2023 lasa teo, tokony tamin’ny 11 ora antoandro. Telolahy ireto olona nodimandry ireto. 67 taona ny rainy. Ary 13 sy 17 taona kosa ny zanany. Efatra mianaka izy ireo no niara-nitrandraka volamena, saingy ny telo no tra-doza. Niezaka nanao izay tratrany amin’ny fanavotana azy ireo ny zandary sy ny fokonolona, saingy tsy tana ny ainy izy telo. Efa nentina natolotra ny fianakaviana moa ny razana taorian’ny fizahana nataony mpitsabo any an-toerana.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici