- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Tsy nanadino ny tolom-panafahana 29 Martsa 1947

Maevatanàna : Tsy nanadino ny tolom-panafahana 29 Martsa 1947

Feno 79 katroka tamin’ny andron’ny faha 29 Martsa taona 2026 teo ny ny tolom-panafahana teto Madagasikara, izay namoizana aina Malagasy maro nataon’ireo mpanjanaka. Anisan’ny nanome lanja tamin’ny alalan’ny tsy fanadinoana ireo mahery fo tamin’ny 29 Martsa taona 1947 ny teto amin’ny renivohitry ny faritra Betsiboka, tarihin’Atoa Prefen’i Maevatanàna sy ny lehiben’ny vondron-tombim-pileovan’ny Zandarimariam-pirenena eto Betsiboka, ary ny lehiben’ny » DMM aty Maevatanàna. » Teny amin’ny kianjan’ny 29 Marsa eny amin’ny fokontan’Anosikely Atsimo, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra no nanaovana ny hetsika fahatsiarovana ny tolona sy ny fametrahana ny fehezam-boninkazo, teo amin’ny tsangambaton’ny mahery fo, izay nampitondrana ny lohahevitra  » 29 Martsa 2026:  » Tolom-panafahana Fanaovazana ny Fitiavan-tanindrazana.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici