- Publicité -
dimanche, septembre 13, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMahajanga : Mpianatra dimy maty an-drano

Mahajanga : Mpianatra dimy maty an-drano

Nanao « voyage d’études » izy ireo ary nisafidy an’i Mahajanga mba hanatontosàna izany. Nilalao ranomasina teo Antsanitia ary nidiran-doza lasan’ny rano. Raha ny fantatra omaly dia miisa dimy, tovovavy iray ary efa-dahy no namoy ny ainy natelin’ny rano. Omaly ihany dia efa hita ny razana ary naterina tao amin’ny tranom-patin’ny hopitaly manara-penitra ao an-toerana. Mpianatry ny lisea Manjakandriana izy ireo.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici