- Publicité -
vendredi, septembre 11, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMiandrivazo : Mpimasy nitsapa ny herin’ny odiny tamin’ny basy, maty nitifi-tena

Miandrivazo : Mpimasy nitsapa ny herin’ny odiny tamin’ny basy, maty nitifi-tena

Mpimasy iray malaza any amin’ny tanàna iray antsoina hoe : Masiakampy, 30km miala an’i Miandrivazo no maty tsy tra-drano nitifi-tena tamin’ny basy, ny asabotsy teo. Raha araka ny vaovao voaray avy tany an-toerana, dia naka ny basiny ity ombiasy malaza ity ary nampiseho tamin’ny rehetra teo an-tanàna fa tsy laitran’ny bala izy hoy ny teniny, fa manana ody basy mahery. Nalainy ny basy, nataony tao am-bava ny vava-basy ary napoakany. Ny fatiny izay nihosin-drà sy ny atidohany niparitaka, no nalain’ny havany.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici