- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMiantsoarivo-Maevantanana : Nisy nandoro ny EPP sy ny Fiangonana

Miantsoarivo-Maevantanana : Nisy nandoro ny EPP sy ny Fiangonana

Tamin’ny fetin’ny olo-masina mihitsy no nitranga ny herisetra. Nodoran’ny dahalo folo lahy ny tanàna tao Miantsoarivo, ao amin’ny kaominina ambanivohitra Mahatsinjo. Olona miisa 1280 no tsy manan-kialofana vokatr’ity asan-dahalo ity. Isan’ny trano may ny Epp sy ny finagonana iray tao an-toerana. Ny miaramila sy ny zandary no indray manao fanarahan-dia ireo olon-dratsy nanomboka tamin’ny alarobia teo.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici