- Publicité -
AccueilFaits-DiversMoramanga : Lehilahy mpivarotra sy mpifoka rongony naiditra am-ponja

Moramanga : Lehilahy mpivarotra sy mpifoka rongony naiditra am-ponja

Nahatratrarana rongony milanja l0 kg tao an-tranon’ ilay mpivarotra rongony ny 22 mars 20l8 teo tao amin’ ny tsenan’ ny Anosibe Anala. Ny alakamisy l5 marsa 20l8 nandritra ny fanaraha- maso nataon’ ireo zandary mandritra ny andro tsena ao an- toerana no nahitana ity raim- pianakaviana nifoka rongony teny an-tsena,. Ity mpifoka ity no nanoro ny mpivarotra ary ny mpivarotra no nanoro ny mpamboly izay mpambongadiny. Tao amin’ ny tanànan’Ambodiara, fokontàny Ankoraka, ao anatin’ ny kaominina Anosibe Anala, distrikan’ Anosibe Anala ity no nahitana 250 fototra rongony maniry efà mihoatra ny iray metatra ny haavony. Nongotana avokoa ireo rongony naniry Ary nodorana teo imason’ ny fokonolona. Nandritra ny fanambaran’ ny komandin’ ny
vondrontobimparitry ny zandary eto Moramanga ny 30 marsa 20l8 tamin’ ny mpanao gazety no nampahafantarany fà tsy maintsy hosamborina ny mpamboly ireo rongony ireo.

Cathy

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
355,680FansAimer
2,515AbonnésSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici