- Publicité -
lundi, octobre 19, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMorondava : Mpangalatra voatapa-doha, matin’ny fitsaram-bahoaka

Morondava : Mpangalatra voatapa-doha, matin’ny fitsaram-bahoaka

Leom-boan’anana amin’ny firongatry ny asa ratsy ny olona amin’izao, satria saika isan’andro no andrenesana asan-jiolahy sy halatra omby any amin’ny faritra Menabe, ka izay fahavalom-bahoaka tratra dia « mevoky » mamay avokoa. Ny faran’nyherinandro teo, tany Bemanonga Morondava, dia mpangalatra iray no voatapa-doha matin’ny fitsaram-bahoaka, raha afa-nitsoaka nanavotr’aina niaraka tamin’ny ampahan’ entana avy nangalarina kosa ny namany roalahy. Ity jiolahy namoy ny ainy tsy afa-niala intsony fa voasambotry ny fokonolona ka niharan’ny mena vozona, hoy ny vaovao.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici