Siège : Lalana Ravoninahitriniarivo , BP 1414, Antananarivo
Agence : 6, rue Robin Ramelina Antsimon'Analakely , Antananarivo
Vous souhaitez une large visibilité pour votre campagne publicitaire ? Contactez nous.
Conditions générales de vente : https://midi-madagasikara.mg/conditions-generales-de-vente-cgv-midi-publicite/
Miarahaba anareo eto am Midi Madagascar,
Nanisy fanovana eto amin ny gazety ianareo nefa indrisy fa dia toa zavatra tsy araka ny tokony ho izy no omenareo anay mpamaky.
Mipetraka ivelan i Madagascar ny tenako ary isan’andro tsy maintsy mijery gazety , Midi Madagascar no voalohany, hahalalàna ny zava-misy eo amin ny firenena.
Lazainareo, eo amin ny titre androany, fa « accident au rond-point Ambohitrimanjaka, 11 bléssés…. » nefa resaka CEENTRE no ao anatiny.
Nécrologie: lazainareo hoe « cliquer pour aggrandir » nefa tsy mety akory ilay izy, efa hatramin ny omaly io.
Dia hilaza ianareo hoe »mihinam-bary aza misy latsaka », »tsy mora ny manao zavatra ».
Aza mamitaka re e, asio fanaraha-maso e, maro be nge ny mijery anareo e.
Misaotra.