- Publicité -
dimanche, juin 15, 2025
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Nisy ny fanatsarana tamin'ny alalan'ny fandokona ny fefiben'ny fonja sy...

Maevatanàna : Nisy ny fanatsarana tamin’ny alalan’ny fandokona ny fefiben’ny fonja sy ny  » Terrain de rapport, » teny an-toerana 

Nohon’ny fahatsapan’ireo tompon’andraikitra voalohany, eo anivon’ny fonjan’i Maevatanàna dia nanatanteraka fandokona ny fefiben’ny fonja sy ny  » Terrain de rapport, » ny lehiben’ny fonja sy ireo mpiara-miasa aminy. Ny fanatanterahana izany dia fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-mombon’antoka namana sy ny mpandraharaha eto Maevatanàna an-tampon-tanàna, ary ny mpandraharaha ny fonja ihany koa no niara-nifanome tolo-tanana tamin’ny fanatsarana. Eo an-dalana manatanteraka ny fisian’ny  » Barrière, » miala metatra maromaro eny amin’ny tokon-tanin’ny fonja kosa ny tompon’andraikitra voalaza etsy ambony mba hafahana manamafy ny fisavana, hoan’ireo olona miditra sy mivezivezy amin’ny faritra misy ny fonjan’i Maevatanàna.

Ratantely

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici