- Publicité SW45 -
lundi, mai 27, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversOmbay mitady I Rivolalaina Porofo Liantsoa Steeve

Ombay mitady I Rivolalaina Porofo Liantsoa Steeve

steeveVery i Rivolalaina Porofo Liantsoa Steeve, antsoiana hoe Steeve, zazalahy kely 12 taona. Nanomboka  tamin’ny 11 febroary lasa teo no naha tsy hita azy. Zarazara hoditra, manao solomaso matevina ny vera ary miloko mainty ny “monture”. Manana halavana sahabo ho 1,70 m izy, ary salama saina tsara. Araka ny filazan’ny ireo ray aman-dreniny, niala tao an-trano handeha hianatra no nahitana azy farany, tamin’ny io andro voalaza etsy ambony io, ary tsy nody intsony hatramin’izao. Noho izany, miangavy izay olona mety mahita na mampiantrano an’i Steeve ireo fianakaviany mba hiantso ny reniny, Rasoamampionona Myriam, mipetraka eny Ankaditapaka, Behoririka, amin’ny finday: 03405 672 13 sy 032 04 035 53, na koa mba hanatitra azy any amin’ny manam-pahefana na ny biraon’ny mpitandro filaminana akaiky azy indrindra.

Arnaud R.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici