- Publicité -
dimanche, novembre 22, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 10225

Toamasina : Fatim-behivavy efa simba teo amoron-dranomasina

0

Tovovavy tokony ho eo amin’ny 19 taona, araka ny tombana nomen’ny dokotera misahana ny fahasalamana sy fahadiovana eo anivon’ny kaominina nijery ny raharaha, no hita teo amoron-dranomasin’ny lycee Rabemananjara ao amin’ny fokontan’i Salazamay Toamasina, ny zoma 30 oktobra lasa teo. Ireo mpanjono nandeha nanarato vao maraina no nahita azy nitsingevena tao anaty ranomasina, ka izy ireo no nisarika izany nanatona ny moron-dranomasina. Efa simba be ity fatina tovovavy hita ity, indrindra ny lohany sy ny tarehiny, ka tsy nisy namantarana azy intsony, satria tsy hita tany aminy ihany koa mombamomba azy, afa-tsy ny lokon’ny akanjony sisa. Raha ny voalazan’ny mpitsabo nijery ny razana dia tombanana ho novonoina ity tovovavy ity, satria nahitana ratra izay tsy vokatry ny kaikitry ny trondro na foza na biby hafa ny vatany; voalaza hatrany hatrany fa misy diana tady toa ireny nokendaina ireny ny tendany ary misy faritra lavaka eo amin’ny vatany. Tombanana aloha fa tsy nanodidina ny lycee Rabemanjara no namonoana azy fa lavitra teo, matoa misy fahasimbana toy izao ny vatany, saingy nentin-dranomasina teo, amin’ity faritra nahitana azy ity. Miteraka fitaintainana amin’ireo mponina manodidina sy ny tompon’andraikitry ny lycee ny zava-misy, ka nanentanan’izy ireo ny mpitandro ny filaminana mba hanao fanaraha-maso akaiky ny manodidina ny lycee, fa tsy kely lalana ny ratsy.

Malala Didier

Andravoahangy Ambony : Mpitondra moto tsy nanao aroloha, nanohitra polisy, raikitra ny sakoroka

3

Niseho azy ho be sandry ity tovolahy iray niaraka tamin’ny olon-tiany raha nosakanan’ny polisy  fa samy tsy nisy nanao aroloha izy roa.

Nosakanan’ny polisy nanao ny asany teo Andravoahangy ambony ireto olon-droa ireto ny sabotsy maraina tokony ho tamin’ny folo ora teo. Nodian’ilay tovolahy tsy hita anefa ilay polisy, ary ny lalany no nizorany. Voatazon’ilay polisy  ny tanany iray raha izy nandeha iny ka saika nianjera. Tezitra ny anao lahy ka avy hatrany dia nisafoaka mafy  ka ilay mpitandro filaminana indray no norahonany sy nanaovany teny mahery. Vetivevety dia nitangorona ny olona noho ny fihetsika mahery nataon’ity tovolahy ity, raikitra teo ny fifamaliana sy ompa isan-karazany. Ilay tovolahy amin’io tsy mitsahatra mamaly ary miezaka miantso amin’ny findainy. Etsy ankilany, ny polisy miezaka hitondra azy ao amin’ny boriborintany fahatelo. Niakatra ny mari-pana ka voatery namahana ny basy teny an-tanany ny polisy iray noho ny fihetsik’ity tovolahy ity hatrany.

Nanaraka ihany ranamana, saingy hevi-dratsy kay no tao anatiny, fa vao niala moramora teo amoron’arabe izy dia niezaka nitsoaka nandositra nanaraka ny arabe mizotra mankany Antaninandro iny. Ilay olon-tiany kosa amin’io efa nalefany mialoha. Raikitra ny fifanenjahana, tsy lasa lavitra akory izy  dia voasamboatra, izy rahateo tsy afa nanao dingan-dava fa manao irony “jean slim” teritery irony ka tsy afa-nandeha hany ka mora foana ny nanenjika azy.

Mbola saika hamaly ihany ity tovolahy ity ka voatery nampiasa hery ny mpitandro filaminana iray nidaroka azy. Taorian’izay, nampakarina anaty fiaran’ny polisy ity tovolahy mahery fihetsika ity. Tsikaritra fa mbola  be vava ihany izy na dia efa nisy rojo vy aza nitazona ny tanany roa.

Andry N.

Ankadimbahoaka : Fandrobana, miaramila iray maty notifirin’ny jiolahy

0

Ny sabotsy hariva teo tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany, jiolahy miisa telo no fantatra fa nanafika fivarotana roa teny Ankadimbahoaka. Nirefotra ny basy ka, olona roa no voatifitra. Maty ny iray izay voalaza fa miaramila. Naratra teo amin’ny tongony kosa ny faharoa. Ankoatra zany, lasan’ireo mpangalatra ny vola maty io andro io, mitotaly aman-hetsiny maromaro. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa mbola nivoha sady maro mpiantsena ireo toerana voatafika ireo. Efa nisy nahatsikaritra ny fisian’ireo olona hafahafa ireo nihodinkodina teny an-toerana. Farany, niditra tao amin’ny tsena voalahany ny roa tamin’ireo mpandroba ary nanambana basy ny rehetra. Tsy nisy sahy nihetsika ary dia lasan-dry zalahy ny vola tao. Nandeha tao amin’ilay tsena faharoa ireo olon-dratsy. Dia sahala ny tamin’ilay voalohany ihany no niseho, ny roa niditra ny iray niandry tany ivelany. Ny vola tao anaty fitoerany no nasain’izy ireo nomena azy. Tetsy andanin’izany, nisy olona saika hiditra fa tsy nahalala izay zavatra niseho. Voatifitra teo amin’ny tongony izy io satria tsy navelan’ilay jiolahy tany ivelany ,hiditra. Anefa nandroso ihany. Teo amin’ny tongony no voan’ny bala, hoy ny vaovao voaray hatrany. Ho an’ilay miaramila kosa, teo amin’ny kibony no niantefa ny bala. Naratra mafy tokoa izy ary nentina tany amin’ny trano fitsaboana. Tsy tana anefa ny ainy fa dia maty omaly izy. Tsy dia mazava tsara ny tena nitifiran’ireo jiolahy azy. Voalaza fa mipetraka tsy lavitra ireo tsena voaroba izy. Asa raha noheverin’ireo olon-dratsy fa hanampy ireo mpivarotra na ahoana fa dia izao voatifitra izao.

Efa mandeha ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao.

r.s.

Finale All Blacks – Wallabies : Ambiance exceptionnelle à l’Hôtel de l’Avenue !

0
Le nouveau patron de l’Hôtel de l’Avenue, Karim Salim, a l’amour du sport dans ses veines.
Le nouveau patron de l’Hôtel de l’Avenue, Karim Salim, a l’amour du sport dans ses veines.
Le nouveau patron de l’Hôtel de l’Avenue, Karim Salim, a l’amour du sport dans ses veines.

Très belle ambiance samedi à l’Hôtel de l’Avenue, lors de la finale de rugby opposant les All Blacks néo-zélandais aux Wallabies australiens.

L’événement se tenait sur trois écrans géants sous les applaudissements nourris des supporters plutôt Blacks que Wallabies. Logique donc si l’ambiance était au rendez-vous et plus particulièrement quand Dan Carter mettait fin au suspens en réussissant un drop assassin et suivi d’une interception qui portait le score de 34 à 17.  Le tout au grand bonheur du nouveau patron de l’établissement, Salim Karim, qui reprenait les rênes à la mort de son illustre père, Tonton Karim de la Galerie Kamoula.

Sportif jusqu’au bout des ongles, Salim Karim entend d’ailleurs réserver la part belle au sport en mettant sur écran géant tous les événements d’envergure. Comme le cadre s’y prête, il ne reste plus qu’à venir pour former un plateau d’exception. Avis donc aux amateurs…

Clément RABARY

Assemblée – Gouvernement : Regain de tension cette semaine

0

Le gouvernement aura à défendre vendredi prochain à Tsimbazaza  ses réalisations dans le cadre de la deuxième série du RRI (Rapid Results Initiatives).

L’absence d’une majorité stable à Tsimbazaza met sous tension permanente la relation entre l’Assemblée nationale et le Gouvernement. Cette tension pourrait atteindre cette semaine son niveau exceptionnel dans la mesure où deux rendez-vous, l’un dicté par la Constitution et l’autre demandé par les députés, mettront face-à-face vendredi prochain les membres du gouvernement dirigés par le Premier ministre Jean Ravelonarivo et ceux de la Chambre Basse. En effet, l’article 102 de la Constitution stipule que les moyens d’information du Parlement à l’égard de l’action gouvernementale sont la question orale, la question écrite, l’interpellation et la commission d’enquête. Une séance par quinzaine au moins, y compris pendant les sessions extraordinaires prévues à l’article 76 de la Loi fondamentale, est réservée aux questions des membres du Parlement et aux réponses du gouvernement. A ce propos, une séance de questions-réponses aura lieu vendredi prochain entre le Gouvernement et l’Assemblée nationale, tandis que le face-à-face entre ces derniers sur le cas du député d’Ankazoabo Sud Mara Niarisy entre dans le cadre de l’interpellation de l’Exécutif.

Heure de vérité. Ce genre de deux rencontres aura lieu pour la première fois entre les députés et les membres du gouvernement depuis l’échec de la motion de déchéance contre le président de la République et la motion de censure avortée. Pour certains observateurs, ce sera l’heure de vérité. Pour d’autres, ce sera une revanche pour les députés qui ont échoué. En fait, le gouvernement sera attendu à Tsimbazaza sur diverses réalités qui touchent la vie de la Nation et le quotidien des Malgaches : du délestage au mémorandum de stabilité en passant par le « Kere » et l’insécurité dans le Sud, l’affaire « abattoir d’Andohatapenaka » ainsi que la Loi de Finances rectificative 2015. Certains députés s’interrogent jusqu’à présent pourquoi le Gouvernement n’a pas fait figurer dans l’ordre du jour de la session ordinaire en cours le projet de Loi de Finances rectificative 2015 qui s’avère être urgent vu la situation actuelle. « Nous avons également besoin de cette Loi de Finances rectificative car l’Assemblée nationale, comme les autres Institutions et les ministères, ne fonctionne pas comme il faut faute d’argent. », soulignent les députés.

Revirement. Il n’y aura pas de vote vendredi prochain. Les séances s’arrêteront aux réponses du gouvernement et du Premier ministre. Par contre, l’ambiance et le (nouveau) rapport de forces qui sortirait du face-à-face pour amener certains députés à remettre sur le tapis les questions de motion de censure. A rappeler que l’échec de la première motion de censure après le rejet par la HCC de la motion de déchéance contre le président Hery Rajaonarimampianina a fait basculer la situation à l’Assemblée nationale. Le revirement du président de la Chambre Basse Jean Max Rakotomamonjy qui a pris en main la sensibilisation des députés à adhérer au mémorandum de stabilité proposé par le président de la République a affaibli les députés anti-régime. La situation a cependant basculé en faveur des « opposants » lors de l’élection du représentant de l’Assemblée nationale au sein de la nouvelle CENI. Le « candidat d’Etat » Benaivo Narcisse a été battu faute des consignes à temps. Thierry Rakotonarivo, le candidat proposé par le député Jao Jean et soutenu par les groupes parlementaires d’opposition à l’Assemblée nationale a remporté la victoire.

R. Eugène

Toamasina : Jiolahy telo nanafika mpamongady tao Morarano

0

Efa manao ny ezaka rehetra hanaraha-maso ireo jiolahy mitam-piadiana manafika tranom-barotra ny mpitandro filaminana ao Toamasina, saingy mahita hirika hamelezana ireo kendreny hatrany ireo jiolahy mpitondra basy, ary mahalala tsara ihany koa ny fandaharam-potoan’ny mpitandro filaminana amin’ny fisafoana ataony. Ny sabotsy teo tokony tamin’ny 10 ora maraina dia tranom-barotra mpamongady vary sy voamaina ary enta-madinika tao Morarano, tsy lavitra ny sampanan-dalana, “quatre chemins”, izay misy mpitandro ny filaminana manao fandaminana fifamoivoizana sy manara-maso ny filaminam-bahoaka, no notafihan’ireo jiolahy telo nitondra basy PA iray izay nanao taingin-telo tamin’ny moto scooter iray. Lasan’izy ireo tamin’izany ny vola 800.000 ariary, ary tsy naharitra 2 na 3 minitra izy ireo nanao ny fanafihana nataony. Raha ny fanazavana dia hain’ireto jiolahy tsara ny fisian’ny vola tao amin’ity tranom-barotra mpamongady ity, saingy tsy nampoizin’izy ireo fa efa nanatitra ny vola maty tany amin’ny banky ny tompon’ny tranom-barotra tamin’ny fandalovan’izy ireo. Tsy nisy aloha ny fipoahan’ny basy na efa nandrangaranga izany izy ireo. Rehefa nahazo ny vola notadiaviny ireto jiolahy telo dia lasa nandositra avy hatrany.

Malala Didier

Véhicule à conduite à droite : Des propriétaires pas encore résolus à transformer

0
A moins de les transformer, ces véhicules sont appelés à devenir des biens… contemplatifs !
A moins de les transformer, ces véhicules sont appelés à devenir des biens… contemplatifs !
A moins de les transformer, ces véhicules sont appelés à devenir des biens… contemplatifs !

Les propriétaires de véhicules à conduite à droite, regroupés dans un collectif, ne sont pas encore résolus à la transformation de leurs véhicules après l’entrée en vigueur de l’interdiction de circulation de ces véhicules depuis hier, 1er novembre. Leur réunion de samedi dernier, 31 octobre a, toutefois, mis tous les membres d’accord : ils suivront les réglementations désormais en vigueur et s’abstiendront de circuler à compter du 1er novembre. Néanmoins, ils attendront l’issue des démarches entreprises en vue d’une annulation de cette interdiction de circuler des véhicules à conduite à droite déjà introduits sur le territoire malgache. Ces propriétaires estiment, en effet, que l’Etat, au lieu d’interdire purement et simplement la circulation de ces véhicules qui ont déjà circulé depuis des années, devrait plutôt interdire les nouvelles importations et refuser l’entrée de nouveaux véhicules à conduite à droite sur le sol malgache. Certains d’entre eux, restent, par ailleurs, peu rassurés quant à la sécurité des opérations de transformation réalisés à Madagascar de ces véhicules déjà conçus par les constructeurs pour être des voitures à conduite à droite. Les autorités chargées d’appliquer les mesures d’interdiction de circulation de ces véhicules, quant à eux, sont déjà à pied d’œuvre depuis hier.

Transformation. D’autres propriétaires, en revanche, ont déjà opté pour la transformation de leurs véhicules auprès de garagistes « spécialisés ». Difficile, en effet, de vérifier les véritables qualifications, acquises dans des formations spécifiques, de ces garagistes. Un certain nombre d’entre eux semblent s’être formés sur le tas. Les résultats de leur travail semblent, toutefois, satisfaire leurs clients. Quant aux questions de sécurité et de fiabilité de ces opérations de transformation, il n’y aurait aucune garantie quant à l’engagement de la responsabilité du garagiste en cas de futur sinistre. Tout repose sur la confiance des clients et la bonne réputation du mécanicien. Le client, lui, est entièrement responsable de ses initiatives de faire transformer son véhicule. Sa décision prise, il est, toutefois, impératif de trouver le tableau de bord adéquat et les autres éléments nécessaires à la transformation. Ce qui pourrait poser quelques problèmes pour certains types de véhicules. Il arrive, en effet, que ces éléments sont introuvables sur le marché local, voire à l’extérieur, rendant l’opération particulièrement difficile, pour ne pas dire impossible. Une impasse à laquelle les propriétaires concernés devront trouver une issue. Leur seule option, l’adaptation, avec ce que cela implique de risques en matière de sécurité du véhicule.

Hanitra R.

Ambalavao-Atsimondrano : Coopérative « Fanoitra », pour la promotion du paysagisme

0
Ralinjanahary Elise Anne, membre du conseil d’administration de la coopérative Fanoitra. (Photo Anastase)
Ralinjanahary Elise Anne, membre du conseil d’administration de la coopérative Fanoitra. (Photo Anastase)
Ralinjanahary Elise Anne, membre du conseil d’administration de la coopérative Fanoitra. (Photo Anastase)

Avec les pressions en tous genres et de plus en plus accrues que subit l’environnement, l’Etat à lui seul se trouve désemparé et les initiatives du secteur privé dans la sauvegarde de l’écosystème sont plus que salutaires.

La coopérative « Fanoitra » sise dans la commune rurale d’Ambalavao-Atsimondrano, sur la RN 7, à 25 kilomètres au sud d’Antananarivo, a vu le jour en 2006, a fait savoir Ralinjanahary Elise Anne, membre du conseil d’administration. Les activités de la coopérative ne se limitent pas non seulement à l’arboriculture et la foresterie, mais touchent également la promotion du paysagisme. Comme c’est le cas de la localité de Manjaka Avaradrano où la coopérative « Fanoitra » a aménagé 42 ha de plantation d’arbres fruitiers à la demande d’un particulier. Même principe à Ambohimanambola et à Ambatofotsy , la coopérative « Fanoitra » a aménagé de nombreux champs de pépinières, tout comme elle dispose dans son fief à Ampilanonana-Ambatofotsy, d’une superficie de plus de 800 ares pour les pépinières.

Reboisement. Pour ce qui concerne les reboisements effectués chaque année, par les institutions étatiques, Anne de suggérer que pour que les actions aient plus de sens, il faut que ces reboisements soient effectués dans les normes à travers des suivis et évaluations à chaque étape, après la mise en terre des plants. Ralinjanahary Elise Anne de saluer en particulier les initiatives de l’Office National de l’Environnement et Logistiques Pétrolières qui font du bon travail dans ce sens. Ces entités font chaque année appel aux services de la coopérative « Fanoitra » pour entretien des jeunes plants après chaque campagne de reboisement et les résultats sont à la hauteur des attentes. La coopérative, pour ses débuts, a bénéficié de l’appui de l’ONG Agri-Sud International financé par l’Union Européenne dans la fourniture de petits matériels pour l’aménagement de son site et des formations sur les renforcements structurels de cette coopérative.

CHAN-MOUIE Jean Anastase

UNESCO – Anti-dopage : Le ministre des Sports à Paris

0
La délégation malgache à l’UNESCO.
La délégation  malgache à l’UNESCO.
La délégation malgache à l’UNESCO.

La Grande Ile était présente à la 5e session de la Conférence des États parties de l’UNESCO à son siège à Paris les 29 et 30 octobre derniers. La délégation malgache a été conduite par le ministre de la Jeunesse et des Sports, le Dr Jean Anicet Andriamosarisoa. Cette réunion a été axée sur la « Convention internationale contre le dopage dans le sport ». Pour rappel, Madagascar est le 177e pays à ratifier la Convention internationale de l’UNESCO contre le dopage dans le sport. « Madagascar s’associe à toutes les stratégies dans la lutte contre le dopage en sport. L’objectif commun est de sortir des actes frauduleuses qui minent le sport et qui sont contraire à l’éthique sportive. Le gouvernement malgache fait de cette lutte une priorité et respecte les exigences de l’UNESCO » a expliqué le ministre des sports dans sa prise de parole à Paris. Madagascar a déjà bénéficié plusieurs actions et activités dans le cadre de cette lutte contre le dopage. La collaboration de toutes les parties prenantes est primordiale dans l’éradication de ce fléau. Cette occasion a servit aux deux ministres des Sports sénégalais et malgaches de se rencontrer et d’honorer leur équipe nationale respective qui vont s’affronter  dans une semaine dans le cadre du deuxième tour des éliminatoires de la Coupe du Monde de la Russie, 2018. Nous en reparlerons.

T.H