- Publicité -
dimanche, novembre 22, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 10296

Andraharo : Lozam-pifamoivoizana, moto tafasitrika tao ambany « camion »

0

Ny talata alina, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny Vahilava Andraharo. Moto Scooter iray no tafasitrika tao ambany « camion » lehibe iray. Tafajanona ihany moa ilay fiarabe fa raha tsy izany dia zavatra nahatsiravina no hita teny. Efa tena eo akaikin’ny kodiarana ilay moto. Araka ny re teny an-toerana io alina io, tapaka ny tongotr’ilay mpitondra moto. Avy hatrany moa dia nentina tany amin’ny hopitaly ilay naratra.

r.s.

Foot en salle : Bon début de saison pour Fosa FC Juniors

0

fosaLe 6 octobre dernier, la saison du foot en salle a commencé que ce soit pour les licenciés ou les entreprises. Le Fosa FC juniors qui a déjà gagné la récente compétition de la Super League UFT a déjà brillé pour cette entrée en jeu. Son club a enregistré le score fleuve de 25 à 4 et à la mi-temps cela a déjà frôlé les 12 à 2. De toutes les façons, prise en main par cet amoureux de football qu’est Arno, le FC Fosa peut aller très loin.

Anny Andrianaivonirina

Général Fidy : « Lalao Ravalomanana devrait montrer sa personnalité »

0

Le général Andrianafidisoa, alias général Fidy, refait surface. Cet officier général a donné son point de vue sur le nouveau maire de la capitale. Il estime que Lalao Ravalomanana ne devrait pas travailler dans l’ombre de son mari. Autrement dit, elle devrait montrer sa personnalité. Et de faire remarquer que « si elle va agir à la façon Ravalomanana, elle ne fait pas long feu ».

Recueillis par Dominique R.

Journée mondiale des enseignants : Valoriser le métier

0
le Sempama, syndicat qui lutte pour le droit et la valorisation des enseignants. (photo Nary)
le Sempama, syndicat qui lutte pour le droit et la valorisation des enseignants. (photo Nary)
le Sempama, syndicat qui lutte pour le droit et la valorisation des enseignants. (photo Nary)

La journée mondiale des enseignants a été officiellement célébrée hier en présence des officiels et de tous les acteurs de développement de ce domaine, à l’Hôtel de Ville-Analakely, sous le thème « le droit à l’éducation ». Une occasion de revaloriser le métier d’enseignant. Plusieurs ONGs œuvrant dans le domaine de l’éducation, en marge du système éducatif national, ont participé à l’événement et exposent ainsi leurs activités à travers la quinzaine de stands qui ont été érigés sur le parvis. Etre enseignant est effectivement un métier de passion, une vocation. « Ce n’est pas tout le monde qui peut exercer ce métier. On ne le fait pas seulement pour l’argent, c’est une vraie vocation. Notre principale satisfaction est de voir les élèves réussir leurs examens officiels », explique un enseignant au lycée. Car derrière la réussite de tout un chacun se cache les efforts des enseignants. A plus forte raison, le développement d’un pays dépend de la réussite individuelle de son peuple. Et cela ne peut se faire que grâce à une bonne base scolaire. C’est dire combien les enseignants sont de vrais bâtisseurs de l’avenir dans un pays.

Anjara Rasoanaivo

Raharaha Nosy-be : Tohizana anio ny fitsaràna, hojerena ny « vidéo »

0
Hafana ny adihevitra anio etsy Anosy (sary tahiry)
Hafana ny adihevitra anio etsy Anosy (sary tahiry)
Hafana ny adihevitra anio etsy Anosy (sary tahiry)

Samy nandà ny fiampangana azy avokoa ireo olona voarohirohy, na izany sivily na izany miaramila. Torak’izany ihany koa ilay olom-boafidy teo aloha. Hitohy anio ny raharaham-pitsarana.

Tsy  nivoaka omaly araka ny vinavina, ny didim-pitsarana mahakasika an’ilay raharaha fandorana velona teratany vahiny roa sy famonoana ho faty malagasy iray. Vita avokoa ny fihainoana ireo voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ilay heloka bevava. Amin’ny ankapobeny, dia samy nandà ny fiampangana azy avokoa ireo olona 37. Torak’izany ihany koa ireo zandary roa, dia ny komandàn’ny kaompania sy ny lehiben’ny borigady ao Nosy-Be tamin’izany fotoana. Nohazavain’izy ireo teo anoloan’ny fitsarana, fa baiko avy any ambony ny azy ireo no notanterahiny. Izany dia nentin’ireto mpitandro ny filaminana niaro tena ny amin’ny fiampangana azy ireo ho tsy nandray andraikitra namonjy ireo olona telo niharan’ny fitsaram-bahoaka. Vita tao anatin’izay telo andro izay ihany koa ny fihainoana ilay senatera teo aloha ; izay voarohirohy ho nitarika ny olona hikomy, avy amin’ny fanelezana izany tamin’ny alàlan’ny onjam-peo ; izay izy ihany no tompony. Hanomboka anio dia hiompana amin’ny adihevitra amin’izay ny raharaham-pitsarana. Hiaro ny olony ny mpisolovava ary hiaro ny fiampangana ihany koa ny fampanoavana. Izany rehetra izany dia mizotra any amin’ny fanapahan-kevitry ny fitsarana ady heloka bevava amin’izay didy havoakany. Isan’ny ao anatin’ny fandaharam-pitsarana anio, ny fijerena ilay horonan-tsary tamin’ny  03 oktobra 2013 izay nisehoan’ilay heloka bevava. Io « vidéo » io dia nitety izao tontolo izao tao anatin’ny fotoana fohy ary nahazoan’ny firenena tsikera maro, satria hita teo avokoa ny fomba namonoana sy nandorana velona ireo teratany vahiny, italiana sy frantsay. Maro tamin’ireo tonga nanotrona ny fitsarana ihany no somary nanontany tena raha nandre ny amin’ny handefasana ireo raki-tsary sy raki-peo. Ny antony dia mbola tsy ao anatin’ny lalàna velona, hany ka tsy tena azo sokajiana ho porofo izany eo anivon’ny fitsarana. Saingy na izany aza, dia niarah’izao tontolo izao nahita ireo ary afaka mamelona tsara ny adihevitra ao amin’ny fitsarana ady heloka bevava ; izay handray ny fanapahankeviny, ka hamoaka ny didy tsy  ho ela…

D.R

Moramanga : Nahazo fanampiana avy amin’ny Fanalamanga

0

Manomboka amin’ity herinandro ity ny fanavaozana ny biraon’ny kaominina Antaniditra ; izay fampanantenana nataon’ny lehiben’ny faritra Alaotra Mangoro ary manantena izany ny vahoaka any an-toerana, raha efa ela no niandrandra fanovana sy fanatsara noho ity kaominina ity efa matetika no lasibatry ny asan-dahalo. Nidina ifotony Andriamatoa Ramboahangison Felix mpanolotsain’ny minisim-panjakana no sady nisolo tena ny minisitra tompn-toerana, fa tsy vitan’ny fanjakana irery ny fampandrosoana eto Madagasikara fa ilaina ny fiaraha-miasa amin’ny tsy miankina toy izao fiaraha-miasan’ny orinasa Fanalamanga sy ny fanjakana izao, ka nahafahana nanome : fantsika 50 kilao ,tafo fanitso 259 isa,planches sy bois carré 2000isa izay mitetim-bidy sivy tapitrisa ariary hoan’ireo traboina noho ny hain-trano noho ny hetraketraky ny asaratsin-dahalo ny fito septambra lasa teo, ka naharatrana sy nahafatesana ain’olona.Amin’ny maha orinasa miorina ato anatin’ny faritra ny orinasa Fanalamanga dia manome tanana hatrany ny fiarahamonina ary miara-miasa akaiky amin’ny fanjakana ity orinasa ity; ka izany indrindra no nisafidianan’Andriamatoa Rakotonirina Augustin tale jeneralin’ity orinasa ity ny hanolorana fiataovana ho fanamaivanana ny fahasahiranan’ireo mponina tra-pahavoazana, noho ny voina nihatra tamin’izy ireo sady fitsinjovana ny mahaolona.Tsy mbola nisy niova ny fampianarana ny mponina nataon’ny lehiben’ny vondron-tobim-paritry ny zandarmaria eto Moramanga tamin’ireo mponina mahakasika ny fiaraha-miasan’ny mponina sy ny zandary amin’ny fitandroana ny filaminana izay nahafahany matory any any an-tranony hatramin’izao.

CATHY

Antanimena : Nisy nangalatra tao anaty fiangonana

0

Lasa ny fitaovana maro ilaina amin’ny fandefasana hira ao am-piangonana. Isan’izany :ny lecteur DVD, ny clé USB, ny micro-balladeur ary hatramin’ny fanalahidy aza. Fiangonana iray tetsy Antanimena no niharan’izany hala-botry izany, tamin’ny volana septambra lasa teo. Ankona tanteraka ny tompon’andraikitry ny fiangonana ary tsy vitan’izany fa nangina ihany koa ny mariazy izay nohamasinina tao tamin’io fotoana io. Ny talata lasa teo, raha mbola saika hanao ny asaratsiny ny lehilahy iray no saron’ny pôlisy miasa eo anivon’ny poste avancé Antaniavo. Tadidin’ny mpitandrina sy ny tompon’andraikitra hafa tao am-piangonana izy, satria efa hitan’izy ireo ihany ny nidiran’io mpanao asaratsy  io, saingy tsy nisy nanam-po fa mpangalatra ny tenany. Natolotra ny fampanoavana omaly ka nidoboka am-ponja vonjimaika noho ny hala-botry ilay lehilahy.

D.R

« Madajazzcar 2015 : Silo en concert ce vendredi

0

SILODans le cadre de la 26e édition du festival international de jazz Madajazzcar, Silo se produira ce vendredi soir à l’Hôtel de l’Avenue Analakely (HDA). Il sera accompagné de deux de ses musiciens pour une soirée riche en musique. Silo n’est plus à présenter pour les férus du style jazz-rock, soul. Il se distingue surtout par sa virtuosité tant au clavier qu’à la guitare basse. Une occasion pour ce grand nom de la musique Malgache de conclure en beauté cette semaine de jazz. Pour rappel, Madajazzcar 2015 a débuté samedi dernier pour finir le 10 octobre au Théâtre de verdure Antsahamanitra. Pour sa part, HDA Analakely, connu pour la diffusion d’événements sportifs majeurs (Coupe du Monde de Rugby) est à sa première participation à cet incontournable festival de jazz. HDA est aussi un lieu pour fêter la musique et promouvoir surtout les talents « Malagasy ». La soirée débutera à 20 h, l’entrée est libre à tous.

Patrice RABE

Oktoberfest : Coup d’envoi vendredi dernier au California

0
Ambiance torride avec Big MJ.
Ambiance torride avec Big MJ.
Ambiance torride avec Big MJ.

Le coup d’envoi  a  été donné pour ce mois d’octobre consacré à la fête de la bière! Une ambiance « mafana » avec BIG MJ et Fou Hehy a été au programme de la soirée THB Oktoberfest qui s’est déroulée au California Andraharo vendredi dernier.

C’est à travers ce slogan « Soa ny fiarahantsika » que les amateurs d’ambiance conviviale se sont donné rendez-vous vendredi dernier lors de cette soirée  au California. BIG MJ a donné le ton en mettant le feu avec son rythme tropical  mettant les noctambules dans une ambiance de fête. Pendant près d’une heure,  ce roi du rythme a entraîné les « californiens » qui se sont levés pour se déchaîner sur la piste de danse.

Cette soirée a aussi été l’occasion pour THB de se rapprocher de ses fans à travers des animations. Des jeux ont été animés par Fou Hehy pour permettre aux participants de gagner des lots THB durant la soirée. Sans compter sur l’offre Happy Hour au profit des consommateurs.

Le mois d’octobre est le rendez-vous annuel pour les amateurs de bière dans le monde. La première édition de l’Oktoberfest a été organisée en Allemagne en 1810 et a été depuis, un rendez-vous annuel incontournable. Pour Madagascar, celle-ci a débuté avec la STAR en 1965 et a pris l’appellation THB Oktoberfest à partir de 2006. Ainsi chaque année, cette fête rassemble des milliers de fans  partout à Madagascar.

La soirée au California a marqué le début de la saison THB Oktoberfest 2015, d’autres animations THB se succèderont durant tout le mois d’octobre.

Recueillis par Patrice RABE

Rétropolitique : Le tiercé gagnant du XXe siècle

1

Quelles furent les personnalités qui ont marqué le XXe siècle malgache ? Telle a été la question posée au public au début des années 2000.

Ratsimamanga Albert, Tsiranana Philibert et Ratsiraka Didier dans l’ordre de préférence a été le résultat. Avec le recul, la justification de ce tiercé gagnant mérite d’être rappelée.

Le premier d’abord, né au début et a traversé le siècle en étant un homme de sciences de renommée mondiale avec ses travaux dans plusieurs domaines notamment dans le traitement du diabète, de l’allergie …Ses compétences n’ont eu d’égale qu’à celles des Pierre et Marie Curie et d’autres savants connus dans le monde. De nombreux de ses compatriotes se retrouvent et en tirent fierté.

Le second ensuite, que l’on soit ou non d’accord a été l’homme  de la rupture de la situation coloniale vers l’indépendance. L’homme de la restauration de la souveraineté a sa place si l’on avait un Panthéon.

Enfin le troisième l’amiral Ratsiraka Didier, a été au pouvoir pendant près d’un quart de siècle et il est l’homme qui a voulu basculer le système politique et économique libérale du pays en système socialiste. Pour mémoire, l’homme peu enthousiaste du résultat revendique par contre sa présence dans le dictionnaire Larousse.

Ailleurs comme ici, les hommes politiques cherchent à marquer leur époque. On peut reposer la même question pour les quinze premières années du XXIe siècle. La course est loin d’être terminée. Messieurs à vos marques.

Mickey Ranarivao