- Publicité -
vendredi, novembre 20, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 10385

Ivato : Nokapohina vodibasy ny mpivarotra, lasa ny vola

0

Toeram-pivarotana no sady ipetrahan’ny olona, no nataon’ny jiolahy lasibatra, tetsy Ivato, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo. Lehilahy maromaro izay tsy voafaritra isa, satria tao anatin’ny maizina ny fanafihana, no tonga nanao ny asa ratsiny. Novakian’ireo ny varavarana ary norahonany basy ny tompon-trano. Ny raim-pianakaviana dia voavely tamin’ny vodibasy teo amin’ny lohany ka naratra mafy. Lasa tamin’izany ny vola rehetra izay maty indray andro tao amin’ilay fivarotana. Tsy nisy ny aina nafoy, saingy na izany aza dia mafy tamin’ilay fianakaviana voatafika ny herisetra nanjo ny raim-pianakaviana. Nampihorohoro ny mpiray tanàna rahateo izany, satria amin’izy ireo dia efa mitady hanjaka eny an-toerana ihany koa ny tsy fandriampahalemana. Mbola manaporofo hatrany ity tranga ity, fa miparitaka ny fitaovam-piadiana. Tsy misy intsony ny asaratsy mitranga amin’ny alina ka tsy mampiasa basy ny jiolahy. Ao ny basy vita gasy, fa ao ihany koa ny basy izay avy amin’ny mpitandro ny filaminana no niaviany. Toa ilay kalacknikovs  roa; izay nohamarinin’ny pôlisy fa tsy maintsy mpitandro ny filaminana no niaviany ary nanokafana fanadihadiana ny amin’ny toby izay nivoahan’izany. Ady roa karazany izany no mitranga, satria raha mbola tsy voafehy ny fiparitahan’ireo “tena izy”, dia efa misy koa ny vita gasy izay hita etsy sy eroa…

D.R

Filière Mine : Un mauvais classement pour Madagascar

0

Les responsables du secteur minier doivent encore fournir énormément d’efforts pour faire de Madagascar un pays attractif dans le domaine des investissements miniers

Madagascar n’est pas encore un bon pays de destination des investissements miniers. Les rapports des cabinets internationaux de classement comme Behre Dolbear ou encore Fraser Institute le confirment.

25 pays. Behre Dolbear, par exemple a sorti récemment la liste des pays les plus attractifs pour les investissements miniers. Une liste de 25 pays, où l’on retrouve, entre autres, des grands pays comme le Canada (en tête), l’Australie, les Etats-Unis, le Chili, le Pérou, l’Inde, l’Indonésie. Il y a également les grands pays miniers africains comme la Namibie, le Botswana, le Ghana, la Zambie, l’Afrique du Sud, la Tanzanie….Madagascar est absent de ce Top 25. Une absence qui signifie tout simplement que tous les critères sont loin d’être remplis pour attirer les grands investisseurs miniers à Madagascar. En tout cas, ce mauvais classement n’est que la manifestation de l’incapacité des dirigeants responsables à mettre en place un système d’attractivité des investissements.

Incertitudes.  Le pays reste encore marqué par des incertitudes dans beaucoup de domaines comme les législations minières et environnementales. Le régime fiscal n’est pas non plus meilleur comparé à celui des autres pays. La Grande Ile reste encore handicapée par le manque d’infrastructures destinées aux investissements, ou encore par l’insuffisance de la main d’œuvre qualifiée pour les grands investissements miniers. D’où, d’ailleurs, le recours aux compétences étrangères lors des travaux d’installation des grands projets miniers comme Ambatovy et Q.M.M, les deux entreprises qui restent encore et toujours les références en la matière à Madagascar. Deux références qui subissent malheureusement les mauvaises conséquences d’une conjoncture internationale défavorable en matière de cours des produits miniers ; mais également et surtout de ces aspects négatifs du secteur minier malgache.

R.Edmond

Artisanat: Des professionnels malgaches au Salon de Las Vegas

0

Les artisans malgaches partent à la conquête du marché américain. A l’initiative de l’AmCham (Chambre de Commerce américaine) et de l’US AID et en collaboration avec l’EATIH (East African Trade and Investment Hub), un groupe d’artisans malgaches a participé au Salon de la mode Sourcing MAGIC qui s’est tenu au Convention Center de Las Vegas du 16 au 19 août dernier.

Une grande opportunité de promotion de l’artisanat malgache quand on sait que le Salon WWD MAGIC qui a lieu trois fois par an, est le principal événement international dans l’industrie de la mode aux Etats-Unis. L’on y retrouve notamment, un hébergement mondial d’acheteurs et de vendeurs de vêtements, de chaussures, d’accessoires pour hommes, femmes et enfants. 4 exposants malgaches, en l’occurrence, Miti, Boozaka, Height Ladies et Ladah Craft ont fait honneur à Madagascar lors de ce Salon américain. Et ce, en y présentant de produits fait-main, le fameux hand-made très prisé par la clientèle internationale. Dans ce Salon, ces artisans professionnels malgaches ont eu le privilège de bénéficier d’un réseau exceptionnel et, d’une plateforme de vente en B2B, pour relever leur défi où les professionnels tendent souvent à acheter en grande quantité et à des prix compétitifs. Une énorme opportunité pour l’avenir du secteur privé Malagasy dans ce domaine.

R.Edmond

Fandoroana ny Rovan’Ambohidratrimo : Olona valo no efa nohenoina

0

Mizotra miandalana ary inoana fa tsy ho ela, dia hisy vokany ny fanadihadiana mahakasika ilay famahazain’ny Rova teny Ambohidratrimo. Raha ny fantatra hatreto, dia olona valo teo no efa nohenoina teny anivon’ny zandary teny an-toerana. Nanomboka tany amin’ireo mpiambina ny vohitra, ireo olona nanatri-maso voalohany ny zava-nisy ary ireo mponina teny an-toerana. Marihina anefa fa tsy mbola misy olona ahiahiana na hoe voatazona akory, hoy hatrany ny tomponandraikitry ny zandary amin’iny faritra iny. Mbola eo am-pitrandrahana ireo loharanom-baovao rehetra mety hahitana izay marina izahay amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavana hatrany. Amin’izao fotoana izao ihany koa, dia mandeha ny feo fa misy ifandraisany amin’ny fiparitahan’ireo fiangonana zandriny ity resaka ity. Tonga hatrany amin’ny hoe efa misy mikononkonona handoro ihany koa ny Rovan’Ambohimanga. Raha nanontaniana momba ity feo mandeha ity zandary, dia nilaza fa tsy mbola misy tatitra voaray momba izany aloha ao amin’izy ireo. Na izany aza anefa dia manohy hatrany ny fisafoana sy mety ho fisorohana izany izy ireo. « Tsy anjaran’ny zandary ny mijoro miambina ireny toerana misy ny vako-pirenena ireny, fa efa misy olona notendrena amin’izany. Na izany aza anefa, ny faritra misy azy kosa dia ao anatin’ny fari-piadidianay tanteraka. Noho izany dia tsy maintsy misy ny fisafoana sy fisavana ireo olona mety mampiahiahy eny an-toerana » hoy hatrany ny loharanom-baovao.

m.L

Evénement : Airtel Madagascar, sponsor officiel de la 18e Vitrine du Vakinankaratra

0

La 18e édition de la Vitrine du Vakinankaratra s’est déroulée les 27, 28 et 29 août derniers sur l’avenue de la Gare à Antsirabe. Airtel Madagascar, membre actif du FIOVA (Association des Entreprises de la Région Vakinankaratra), organisateur de l’évènement, a grandement contribué à la réussite de cette édition 2015 en tant que participant et sponsor officiel pour la deuxième année consécutive. Cette année, Airtel Madagascar a choisi, en accord avec le FIOVA, d’axer sa participation sur les thèmes de « l’Internet pour tous » et « l’Education numérique ». L’occasion pour l’opérateur de concrétiser davantage son engagement en faveur de cette cause pour laquelle il s’est énormément investi depuis quelques années. Durant les trois jours de l’événement, le numérique a été mis en avant dans les quatre stands d’Airtel : le stand dédié aux entreprises et organisations, le Cyber Mobile mis à la disposition des visiteurs, et les deux stands de vente qui ont permis aux autorités et au public de découvrir et même de tester la qualité des produits phares d’Airtel. Outre les différents stands d’exposition,  de nombreuses activités ont rythmé le plus grand rendez-vous économique et culturel du Vakinankaratra. Conférences-débats, l’Internet pour tous, une sortie de promotion, une visite d’usine, des animations podium ainsi que des manifestations sportives et artistiques étaient au programme. Rappelons que la Vitrine du Vakinankaratra a pour objectif de faire valoir les particularités de la région, de mettre en avant le label « vita gasy » et la culture malgache. Airtel Madagascar multiplie ses engagements pour soutenir activement le développement de la Grande Ile sur le plan économique, social et culturel.

Recueillis par R.Edmond.

Ambatondrazaka : Sefo fokontany sy ny fianakaviany nodorana velona tao an-tranony

0

Nofantsihan’ny dahalo avokoa ny varavarana sy ny varavarankelin’ity trano ; izay tafo bozaka an’ny sefo fokotany ao Bejofo Ambatondrazaka ity, ny 26 aogositra 2015 teo tokony tamin’ny 11 ora alina. Rehefa vita izany, dia norarahany lasantsy ny tafo sy ny trano iray manontolo  ka dia nodorany tao izy mianakavy ,na dia nitady làlana nivoaka sy niantsovonjy ity sefo fokotany ity dia mafy ilay tohana avy any ivelany ka dia niaritra ny afo mahamay tao. Soa ihany fa ny varavarankely tao amin’ny lakozia no nodakany mafy dia mafy dia tafasokatra ihany, ka teo izy 4 mianaka no nanararaotra haingana nilomay nilefa ity afo izay efa manomboka milatsaka tamin’izy ireo. Aavotra ihany ny ain’izy ireo, fa ny entana an-tapitrisany maro no lasa lavenona tao anatin’indray mipi- maso. Raha tao amin’ny lakozia moa no nisy ny akoho amam-borona, dia may rotidrotika avokoa ireo vorona ireo ,vary manodidina ny 1taonina sy sasany  ihany koa no kilan’ny afo ,ny taratasy maro sy ny karapanondro. Manao antso ho an’ny fanjakana moa ity sefo fokotany ity, ny amin’ny hijerena izao habibiana izao, satria hatramin’ny taratasim-panjakana dia may tao avokoa .Tsy fantatra mazava aloha hatreto ny nanaovan’ny sasany izao sotasota izao, fa ny kisoa sy ny omby teo ivelan’ny trano dia tsy nisy nalain’ireo jiolahy. Araka ny fitantaran’ny manodidina moa, dia   telolahy teo no heno nandositra rehefa nanatona ny fokonolona ary mbola nahitana lasantsy 2 zerikanina kely tratra teo amin’ny manodidina. Resaka politika ve sa resaka tsy fitiavana hoy ny vahoaka ? Mandeha ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro ny filaminana amin’izao fotoana izao.

Janus R

Antsirabe : Mampiasa fonoka fampatoriana ny jiolahy, lasa ny entana rehetra

0

Nisehoana vaky trano tao Tomboarivo Antsirabe, ny alin’ny Alatsinainy  teo, tokantranona mpivarotra no niharan’ny fanafiha, entana maro no najifan’ireo jiolahy tamin’izany.

Tapitra noraofin’ireo jiolahy mpamaky trano avokoa rehefa entana azo nobataina tao amin’ity tokantranona mpivarotra sakafo masaka ity. Ny Alatsianiny efa hadiva ho maraina tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany  ry zalahy no niditra tao an-trano, rehefa nopitsohiny ny varavarana fidirana. Tsy nisy nahaheno ny nidirany ny tao an-trano, fa resin-tory avokoa. Marihina anefa, fa efitra iray ihany ny an’ireto fianakaviana ireto, izany hoe sady efitra fatoriana no lakozia ary fitoeran’ny fitaovana rehetra fampiasa mivarotra. Tombanan’ireo niharam-boina fa, nampiasa fonoka ireo mpamaky trano. Tsy nisy taitra ny tao anefitra na iray aza, ary tsy nisy naheno ny nibatan ‘ireo jiolahy ny  entana rehetra. Isan’ny entana lasan’ireo mpamaky trano ny vilany lehibe dimy; izay mbola nisy hani-masaka. Naparitak’ireo jiolahy tamin’ny lalana moa ny sakafo tao anaty vilany. Ankoatra izay, nobatain’ireo jiolahy ihany koa ny vilia rehetra, niampy “lecteur” sy kojakojan-tokatrano rehetra izay eo an-tongom-pandriana no misy azy.

Niverina indray izany asa ratsy izany eo amin’ity fokontany ity. Matetika mantsy no andrenesana  vaky trano sy fanendahana  eo amin’ity faritra ity tato ho ato izay.

Andry N.

Ankatso : Les violences continuent

0
Le face-à-face violent entre étudiants et forces de l’Emmoreg continue à Ankatso (photo Yvon)
Le face-à-face violent entre étudiants et forces de l’Emmoreg continue à Ankatso (photo Yvon)
Le face-à-face violent entre étudiants et forces de l’Emmoreg continue à Ankatso (photo Yvon)

Les manifestations estudiantines à Ankatso continuent. Hier, les pompiers ont été appelés à la rescousse pour éteindre le feu.

Il fallait s’y attendre. Hier, l’université d’Ankatso a encore été le théâtre d’affrontements entre forces de l’Emmoreg et étudiants en colère. Après l’arrestation de Jean Pierre, l’étudiant en 1re année de Malagasy, et tout le lynchage dont il a été victime, il était à prévoir que les violences allaient être plus accentuées hier. De part et d’autre des opinions publiques, les réactions ont été vives. Mais c’est à Ankatso que la situation a plus ou moins dégénérée. Les étudiants ont continué à manifester, devant l’esplanade d’abord, puis ont commencé à descendre vers la rue principale, aux terminus des bus, avant d’être stoppés par les forces de l’Emmoreg. Des forces de l’ordre armées, avec des armes lourdes et du gaz lacrymogène pour empêcher les étudiants d’occuper la rue. Hier, la situation a chauffé car les étudiants ont brûlé un pneu et ont lancé en flamme vers les forces de l’ordre plus en bas. Les flammes ont failli atteindre les installations de la Jirama. Les pompiers sont venus à la rescousse pour éteindre le feu. Les étudiants soulignent leur mécontentement quant à la suspension de leurs cours depuis plusieurs mois maintenant. Mais ces actes de colère deviennent trop importants, et vouloir faire payer le reste du monde est injuste. En somme, vouloir mettre le feu aux infrastructures environnantes ne règle pas les problèmes. De leur côté, les étudiants se doivent aussi de respecter les autres et les biens d’autrui, qu’ils soient en pleine manifestation ou non !

Anjara Rasoanaivo

Violences contre Jean Pierre : Le SECES Tana porte plainte !

5
L’arrestation musclée de Jean Pierre se trouve au centre des conversations.
L’arrestation musclée de Jean Pierre se trouve au centre des conversations.
L’arrestation musclée de Jean Pierre se trouve au centre des conversations.

Le SECES section Tana a réagi face aux agissements des éléments des forces de l’ordre le lundi dernier à Ankatso.

Suite aux violences perpétrées avant-hier à l’encontre de Jean Pierre Randrianamboarina, l’un des meneurs de grève des étudiants à Ankatso, les membres du Syndicat des Enseignants Chercheurs de l’Enseignement Supérieur (SECES) section Tana ont organisé une assemblée générale extraordinaire hier à Ankatso. Tout de suite après, ils ont donné une conférence de presse au même endroit, à l’issue de laquelle, ils ont affirmé être sur le point de porter plainte contre les forces de l’ordre. «Nous condamnons toute forme de violence, quel qu’en soit l’auteur. Il n’y a rien de plus efficace que la discussion ou la dialogue. Et nous n’arrivons surtout pas à digérer de tels agissements de la part des forces de l’ordre contre un étudiant sans défense», a lancé Baholiarisoa Ralalaoarivony, présidente du SECES section Tana à cette occasion. «En plus, les forces de l’ordre ont encore une fois violé la franchise universitaire en capturant et en tabassant sauvagement l’étudiant dans l’enceinte du campus. Toutefois, elles ne sont pas sans savoir les procédures à respecter lors de chaque interpellation ou arrestation. Pour nous donc, ces gestes de brutalité d’hier ne font que montrer leur faiblesse», renchérit Baholiarisoa R. En fait, les membres de ce syndicat ne sont pas les seuls à avoir fortement critiqué ces agissements des militaires contre Jean Pierre. Il suffit de jeter un œil sur les réseaux sociaux pour le constater. Tout le monde en parle sur Internet.

Ne pas céder. Pour sa part, la présidence de l’Université d’Antananarivo d’affirmer qu’un communiqué à ce sujet sera publié ce jour à Ankatso. Des séries de réunions mobilisant le conseil scientifique et les diverses associations pédagogiques de l’université ont cependant vu le jour hier à Ambohitsaina, pour l’analyse de la situation. Quoi qu’il en soit, les scènes du lundi dernier semblent avoir fait monter la tension chez les grévistes. Ces derniers ont de ce fait continué leurs manifs hier, toujours par des cris et des jets de pierres. Visiblement, la situation à Ankatso n’est pas encore prête de s’arranger dans les plus brefs délais, surtout que le SECES compte s’en tenir à la décision de leur Conseil national, qui était de ne pas encore reprendre les activités pédagogiques avant le 14 septembre. Ils ne comptent pas céder même face à la décision du Copries qui leur ordonne de reprendre immédiatement les enseignements. En attendant, les grèves des étudiants continuent.

Arnaud R.