- Publicité -
mercredi, novembre 18, 2026
- Publicité -
Accueil Blog Page 10637

Ambato-Boeny : Voan’ny MST ireo ankizy naolan’ny lehiben’ny sekta

0

Tratran’ny areti-mifindra avy amin’ny firaisana ara-nofo, na MST, ireo ankizy naolan’ny mpikamban’ny sekta jiosy, ary voatondro ho niray tsikombakomba tamin’izany ny ny lehibeny. Maherin’ny dimy ireo ankizy voan’izany ary manodidina ny 12 ka hatramin’ny 13 taona izy ireo, raha araka ny vaovao azo avy any an-toerana. Natao fitiliana ireo ankizy ka teo no nahitàna fa misy areti-mifindra avokoa izy ireo. Hatreto dia ireo mpikamban’ny sekta no voarohirohy ho namindra an’izany, voaolana rahateo ireo ankizy. Ny pôlisy ao Ambato-Boeny no nanokatra ny fanadihadiana taorian’ny fitarainana napetraky ny ray aman-drenin’ireo zaza. Nosamborina ny mpikambana maromaro teo anivon’ilay sekta, ka isan’izany ny ramatoa iray mpitarika. Vaovao avy any an-toerana hatrany no nilaza fa nataon’ilay fiangonana zandriny ny fanolanana mba ho fanalàna ny herin’ny ratsy ao amin’ireo ankizy, toe-javatra izay tsy mitombina mihitsy na ara-tsiansa na amin’ny finoana inona na inona. Nisy ny mpikambana tao anatiny nitsoaka tao an-toerana rehefa nandre ny zava-nitranga. Mitohy araka izany ny fikarohana azy ireo. Amin’ny alatsinainy ho avy izao no hitondràna ireo voasambotra eo anivon’ny fampanoavana ao Maevatanàna.

D.R

Ambohitsoa-Androndra : Tsy hita ilay mpanampy, lasany ny rojo volamena, vola sy fitafiana

0

Nanomboka tamin’ny alahady faha-10 may teo no tsy hita izay nalehan’ny mpanampy an-trano iray antsoina hoe Stella, tao amina fianakaviana mipetraka eny Ambohitsoa Androndra. Tsy hita niaraka taminy ihany koa ny « collier » volamena napetraka teo ambony « coiffeuse », ny fitafian-janany vitsitsy, ary vola mitentina 500 000 ariary tao an-trano. Araka ny filazan’ireo mpampiasa, ireo aloha no fantatra fa very. Tamin’ny alahady tsy nahitana ilay mpanampy, tamin’ny 7 ora hariva ilay fianakaviana no niverina avy tany amin’ny nalehany. Akory ny hatairany fa tsy hita intsony i Stella. Nanontany ny tompon’ny trano hipetrahana ry zareo. Nilaza ireo fa nahita olona roa, vavy sy lahy, niditra tao an-tranony. Nivoaka niaraka tamin’ilay mpanampy izy ireo tokony ho tamin’ny 6 ora ary nitondra entana. Ny filazan’ireo niharan’ny halatra hatrany no nahalalana fa tsy nihidy ny varavarana. Napetraka tao amin’ny fitoerana fametrahana azy ny lakile. Rehefa niditra ny trano izy mianakavy dia nahamarika fa efa vita avokoa ny raharaha rehetra fanoan’ilay ankizivavy hariva : masaka ny vary, naka ronono, nampirina ny efitran’izy lehibe, nanary fako. Ny efitrano fatorian’ny ankizy kosa no nikorotana be. Taorian’izany no nahafantarana ny fahaverezan’ireo zavatra voalaza etsy ambony.

Hatramin’izao, tsy mbola hita ny misy an’ilay mpanampy. Efa nametraka fitoriana tany amin’ny polisy ao amin’ny boriborintany faharoa ireo fiankavaina ireto. Miangavy an’izay rehetra afaka manome vaovao mikasika ity zavatra ity izy ireo mba hampandre ny mpitandro filaminana avy hatrany.

r.s.

Toamasina : Nisy nanafika ny hôpitaly manara-penitra, lasa ny vola

0

Tsy mifidy harapaka intsony, araka ny fomba fiteny, ireo olon-dratsy amin’izao fotoana izao. Niharan’ny fanafihana mitam-piadiana mantsy ny hôpitaly manara-penitra, tao an-drenivohitr’i Betsimisaraka tao. Araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana dia roalahy mitam-basy no niditra an-keriny tao amin’ny fivarotam-panafodin’ity hôpitaly ity, omaly vao maraim-be tokony ho tany amin’ny iray ora maraina tany ho any. Raha ny vaovao voaray hatrany dia vola mitentina eo amin’ny 25 tapitrisa teo ho eo no very nandritra izany fanafihana mitam-piadiana izany. Maty rahateo ihany koa ny jiro tany an-toerana tamin’io fotoana io ka nanararaotra ireo jiolahy, namantana avy hatrany tany amin’ity toerana fitobian’ny fanafody sy ninoan’izy ireo fa nisy vola ity. Nambara fa naratra mafy vokatr’izay fanafihana izay ihany koa ny mpiambina ity hôpitaly ity. Taorian’ny nitrangan’ny fanafihana no tonga teny an-toerana ireo mpitandro filaminana nanao ny fanadihadiana, saingy efa nadio ny rano nitàn’ireo olon-dratsy. Mifamahofaho be ihany ny momba ity tranga ity, raha ny loharanom-baovao akaikin’ireo mpitandro filaminana avy any an-toerana. Tsy fantatra mazava mantsy raha tena fanafihana mitam-piadiana no nisy na handrana fotsiny ihany noho ny fisian’ny volabe tao amin’ity hôpitaly ity. Na izany na tsy izany anefa dia mbola mitohy ny fanadihadiana mikasika ity tranga ity ary inoana fa hivaly tsy ho ela, hahalalana ny marina momba ity fanafihana hôpitaly nahavalalanona ny mponin’i Toamasina ity.

m.L

Famonoana an’i Nanah : Nalefa eny Tsiafahy i Tafita, 21 taona

0

Omaly no natolotra ny Fampanovana ilay tovolahy antsoina hoe Tafita, 21 taona izay voarohirohy ho namono nahafaty an’i Nanah, 18 taona, mpianatra ao amin’ny taona voalohany eo anivon’ny oniversite tsy miankina iray. Vonoan’olona efa nomanina (assassinat) no niampangàna azy,niampy halatra môtô sy finday (ireo nampiasain’i Nanah). Hatreto dia tsy kisendrasendra akory ny antony namonoana ilay tovovavy fa efa maty paika : nantsoina an-telefaonina izy ary nomena fotoana. Ho an’ny fianakavian’ny maty dia ny halatra kokoa no tena antony namonoana ilay tovovavy fa tsy resa-pitiavana izany akory. Notsindromina antsy indimy teo amin’ny tendany izy ary tsy vitan’izany fa mbola nohitsahina mafy teo amin’ny lohany mba hahafaty azy tanteraka, raha araka ny fanazavan’ny  pôlisy misahana ny heloka bevava nandritra ny famerenana ny zava-nitranga tetsy Mausolée, izay toerana namonoana azy rahateo. Mbola handalo fanadihadiana lalina ilay tovolahy voarohirohy alohan’ny fitsarana azy. Saingy mandra-piandry izany aloha dia ao Tsiafahy izy no tazomina. Amin’ny Lalampanorenana malagasy dia 21 taona ny fotoana tena maha tomponandraikitra tanteraka ny olona iray eo anivon’ny fitsarana. Nitontonta tanteraka tamin’ny taonan’ilay tovolahy izany, izay 21 taona amin’ity taona ity, raha ny tatitry ny mpitandro ny filaminana hatrany. Voalazan’ilay tovolahy tamin’ny fakàna am-bavany azy ka nampitain’ny mpanao fanadihadian’ny BC fa resaka hatezerana no nitarika ilay vonoan’olona. Hatezerana izay mahakasika ny fisarahan’ilay tovolahy tamin’ny sipany ka nitontona tamn’i Nanah – izay namany hatramin’ny kely – ny rihitra nony avy eo. Vonoan’olona efatra karazany izay no nampivarahotsana an’Antananarivo tao anatin’ny telo volana. Isan’izany ny an’i Andry Rakotovao, ny an’i Nambinina, Ketaka ary izao indray dia ny an’i Nanah. Olona telo no naiditra am-ponja vonjimaika tamin’ireo saingy mbola tsy hita soritra mihitsy kosa ny raharaha Nambinina izay tena novonoina tamin’ny fomba feno habibiana…

D.R

Maire de Tanjombato : Ndriana RAKOTOARISOA, candidat

0

Ndriana-TanjombatoRelever le niveau de vie de la population et restaurer la valeur et la dignité de la Commune de Tanjombato. Tels sont les objectifs de Ndriana  RAKOTOARISOA qui s’est aligné à la course à la mairie de cette grande agglomération de l’Atsimondrano.  Candidat indépendant présenté par l’association EZAKA, il a déposé sa candidature hier, vendredi. Il a déclaré à cette occasion que les difficultés dans la constitution du dossier n’ont pas été des obstacles pour le décourager mais ont plutôt conforté  sa détermination et celle de son équipe.  Ce fondateur et chef d’entreprise est nanti d’expériences en management et gestion et a toujours contribué à des actions sociales et à l’éducation des jeunes, montrant ainsi sa volonté à développer   la commune et à améliorer les conditions de vie de la population.

r.f.

PASSOBA éducation : 62 motos pour les chefs ZAP Boeny

0
Les motos ont été remises le 9 mai 2015.
Les motos ont été remises le 9 mai 2015.
Les motos ont été remises le 9 mai 2015.

L’Union Européenne, par l’intermédiaire du programme PASSOBA-Education (Programme d’Appui aux Services Sociaux de Base) a fait dernièrement un don de 62 motos destinées aux 48 chefs ZAP (zone administrative pédagogique) et 14 conseillers pédagogiques de la région Boeny. Une dotation dont l’objectif est de donner à ses destinataires plus de possibilité logistique pour renforcer la supervision, la formation et la qualification, ainsi que l’encadrement des enseignants dans toute la région, surtout  ceux qui se trouvent  dans les zones les plus enclavées.

Hanitra R.

FJKM Ankazondandy : Festivités pour les 60 ans du « zanaka am-pielezana »

0

EGLISELe culte de célébration des 60 ans des « zanaka am-pielezana » de l’église FJKM Trano Vato Ankazondandy se fera demain dimanche. Un culte qui sera suivi d’un grand déjeuner convivial qui réunira tout le monde, et qui sera animé par plusieurs activités dont des matchs amicaux de football, et des ventes d’articles souvenirs et de CD des jeunes de l’église. Ce sera surtout l’occasion de remettre le trophée aux lauréats du concours d’hymne de l’église, et du logo de ces 60 ans.

Anjara Rasoanaivo

Pétanque : Place au premier championnat de Madagascar Boss

0

Une grande première, la Fédération Malgache de pétanque a décidé de faire disputer un vrai championnat de Madagascar Boss qui comme son nom l’indique associerait un joueur de haut niveau à un cadre d’entreprise.

Rendez-vous est alors pris pour ce samedi et dimanche pour un concours qui ne manque pas d’arguments car les vainqueurs recevront deux billets Tana- Paris- Tana en sus des médailles et des coupes.

Les seconds auront pour leur part des TV couleurs et des médailles contre des appareils DIVX et des médailles de bronze pour les troisièmes et les quatrièmes.

Le droit d’inscription payable ce jour au CBT s’élève à 300 000 ariary.

A noter que les organisateurs se chargent de valider la candidature de chaque participant dans le strict respect de cette formule Boss-élite sauf pour le tireur Boss qui doit composer avec un autre Boss ou un pointeur non professionnel.

En clair, la sélection vise à avoir un lot homogène donc des duels équilibrés et très certainement passionnants. Car un Boss, un vrai, aura la pression en moins et restera ainsi très compétitif. Vivement donc samedi et dimanche.

Clément RABARY

Communales : Les Etats-Unis vont envoyer des observateurs

0

Contrairement à l’Union européenne, les Etats-Unis vont envoyer des observateurs pour les prochaines élections municipales et communales. Selon l’ambassadeur des USA, Robert T. Yamate, son pays souhaite notamment le bon déroulement des élections pour éviter les crises postélectorales. Des observateurs seront ainsi dépêchés dans la capitale et dans d’autres régions du pays. De ce fait, ils vont renforcer les observateurs nationaux, en l’occurrence, ceux issus du Kmf-cnoe.

recueillis par Dominique R.

Erick Manana en concert : Les retrouvailles très chaleureuses d’Erick et de Jenny avec leur public

0
Erick, Jenny et leurs camarades ont fait vibrer leurs admirateurs. (Photo Kelly)
Erick, Jenny et leurs camarades ont fait vibrer leurs admirateurs. (Photo Kelly)
Erick, Jenny et leurs camarades ont fait vibrer leurs admirateurs. (Photo Kelly)

C’était le spectacle des retrouvailles avec son public. Et ces retrouvailles furent particulièrement chaleureuses car cette longue absence a engendré l’envie de retrouver des émotions musicales. De la première à la dernière minute, l’ambiance fut particulièrement festive.

Ce concert d’Erick Manana, de Jenny Fuhr et de toute leur équipe, était très attendu. Le Palais des Sports était rempli de spectateurs impatients d’écouter les morceaux qui sont devenus au fil du temps des classiques de la chanson malgache. Au premier rang d’entre eux, se trouvait l’ancien président Marc Ravalomanana, grand admirateur de l’artiste et très applaudi lors de son arrivée. C’est la fibre musicale malgache d’Erick et de ses camarades qui fut mise en exergue dès leur première chanson : « Tsara ny hiran’ny taniko ». Le rythme imprimé par les musiciens entourant l’artiste, ne pouvait que mettre le public en joie. Ce dernier, dès les premières notes de musique, s’était levé pour danser. Dans la foulée, il y eut toutes les chansons fleurant bon le terroir. « Gasikara, taniko », « Iarivo tsy foiko » ont profondément  suscité l’émotion de tout le palais qui en reprit les paroles. Ce fut comme cela à chaque composition entonnée par Erick. « Voninkazo adaladala » notamment déchaina l’enthousiasme. L’ensemble musical formé par Jenny Fuhr, tour à tour violoniste et flûtiste, Nini et Kolibera, les guitaristes, Seta, le percussioniste, Solofo, l’accordéoniste, Donné, le violoniste, a été remarquable en tout point, apportant cette touche joyeuse et très « gasy gasy », que les mélomanes adorent. La cerise sur le gâteau aura été la présence de Dama, l’invité que l’on attendait pas, a ravi la salle. Et la montée sur scène de Marc Ravalomanana à la fin du spectacle a clos cet après-midi pleine de surprises. Ce concert des retrouvailles a tenu toutes ses promesses, montrant que la complicité nouée entre Erick, Jenny et leurs admirateurs est toujours aussi forte malgré l’éloignement.

Patrice RABE