Fahafaham-baraka tsy roa aman-tany no nahazo ny fianakavian’ity mpitandro filaminana miasa ao Toamasina; izay efa hivoaka hisotro ronono ny taona ho avy ity, satria dia teo am-piarahana tamin’ny sakaizany tao anatin’ity tranon-dopy iray tao Toamasina, no namoy ny ainy izy noho ny fijanonan’ny fony tampoka.
Raha ny fanazavana azo, dia tokony ho tamin’ny mitatao vovonana no namonjy io tranon-dopy io ity olona ity sy ilay sakaizany. Tsy nijanona ela tao akory izy ireo, injay ny hatairain’ilay sakaizany niaraka taminy niantso vonjy tamin’ ny tompon’andraikitra nisahana ilay tranon-dopy. Ireto farany no niantso mpitsabo nizaha ity mpitandro filaminana ity, tao anatin’izay no nilazan’ilay mpitsabo fa efa tsy avotra ny ainy noho ny fijanonan’ ny fony tampoka sy ny fahatapahan’ny lalandra tamin’ny lohany . Io angom-baovao io ihany no nahalalana araka ny fanazavan’ilay sakaizany niaraka taminy, fa nihinana irony “pilina manga” mampatanjaka irony ity lehilahy ity talohan’ny filana nataon’izy roa tao, ka heverin’ilay mpitsabo nizaha azy fa vokatr’io “pilina manga” io no nahatonga ny fijanonan’ ny fony tampoka sy fahatapahana lalandra tamin’ny lohany. Samy manana ny vadiny izy roa nifangala-pitia ireto, ka ny vadin’ilay lehilahy anefa no tonga nizaha ny azy tao amin’ity tranon-dopy ity, fa ny an’ilay ramatoa kosa izay mbola tsy fantatra ny tohin’ny raharaha ho azy hatreto, dia tsy tonga tamin’izao raharaha izao.
Nandray ny andraikiny nikarakara ny razana ny mpiara-miasa aminy tao Toamasina; nomena ny hajany amin’ny maha mpitandro filaminana azy sy ny grady nananany ihany koa izy, ka ny alatsinainy teo no niala tao Toamasina ny fatiny nentina namonjy ny tanindrazany handevenana azy. Ilay sakaizany sy ireo mpiasa ary ny mpitantanana ilay tranon-dopy kosa nandalo fanadihadiana mba hamantarana ny marina ny tena zava-nitranga tamin’izao raharaha izao.
Mais des efforts sont encore à entreprendre dans cette lutte multisectorielle contre la malnutrition, surtout au niveau national.
Presque tous les indicateurs affichent le bilan positif quant à la lutte contre la malnutrition menée par l’Office Régional de la Nutrition (ORN) Analamanga, après avoir bénéficié de l’appui du Projet d’Appui d’Urgence aux Services Essentiels d’Education, de Nutrition et de Santé (PAUSENS), depuis le mois de juin 2015. Ce projet prendra fin en juillet 2016, mais selon le bilan qui date du mois de mars dernier, «les résultats obtenus ont été encourageants». C’est ce qu’a affirmé Patrick Ignace Rakotondranaly, coordonnateur régional de l’ORN Analamanga, hier lors de l’ouverture officielle de l’atelier de sensibilisation des ONG mobilisées dans le cadre de ce projet dans ladite région. «A titre d’exemple, le taux d’insuffisance pondérale chez les enfants de moins de deux ans a baissé de 15 à 13% après l’intervention du projet. Même topo pour l’évolution du gain de poids moyens mensuel adéquat qui a connu une hausse de presque 50 % pendant cette durée», poursuit Patrick I. Rakotondranaly. A noter que ledit projet a bénéficié du financement de la Banque mondiale. Ce qui a permis aux huit districts contenant 126 communes de la région Analamanga, de bénéficier aux activités relatives à la prévention de la malnutrition (valorisation des 1 000 premiers jours de l’enfant), le renforcement de la sécurité alimentaire et nutritionnelle des enfants de moins de cinq ans et des femmes enceintes… 577 sites dans les 581 fokontany dans lesquels ont œuvré les 23 ONG sélectionnées ont eu accès à ces interventions. «Le projet va prendre fin mais notre souhait est qu’il y ait une suite afin de permettre la continuité des appuis fournis à ces nombreux sites», conclut ce responsable de l’ORN Analamanga.
Mandry andriran’antsy ny vahoaka Malagasy ankehitriny. Etsy ankilany, lozam-pifamoivoizana. Etsy andaniny, hain-trano mahatsiravina. Tranga roa mateti-pitranga teto amintsika tato ho ato izay mazàna hamoizana ain’olona. Renim-pianakaviana iray indray no may kilan’ny afo tao an-tranony omaly maraina. Raha ny fanazavan’ny manodidina nitantara ny zavatra nitranga dia tsy nanampo na inona na inona moa ity farany efa ny afo niredareda be avy ao amin’ny rihana ao ambaniny no nanaitra azy hiantso vonjy haingana. Raha nandre izany ny fokonolona manodidina dia tsy nitazam-potsiny fa nitady izay fomba rehetra nanavotana ilay tra-doza. Marihina moa fa tsy izy irery no tao an-trano fa nitaiza ny zanany mbola kely ihany koa izy. Nanano-sarotra ihany ny famonjena satria dia nihidy avy ato ambany amin’ilay misy afo ny trano ka sarotra ny nidiran’ny mpamonjy. Ny mpamonjy voina rahateo mbola tsy tonga teny an-toerana. Hany herin’ireo vatan-dehilahy nanatrika ny loza dia ny niakatra avy teo an-davarangana naka azy mianaka. Ilay zaza moa no avotra soa aman-tsara fa ilay reniny kosa dia indrisy tsy nisy azo natao fa tsy antonona ny varavarankely ity farany. Hany fara-hafany ho an’ireo namonjy ny menaky ny ainy dia hoe “Iny zanako iny”. Kiakiakan’olona may sisa no henon’ny manodidina. Efa naterina any amin’ny fianakaviany moa ilay zaza. Ilay ramatoa kosa efa lasa lavenona tanteraka raha vao nitsahatra ny afo. Raha ny antontan’isa voarainay moa dia manodidina ny eo amin’ny 10 eo ireo trano manodidina may niaraka tamin’ity trano ity. Manoloana izany dia maneho ny tsy fahafaliany ny mponina eo anatrehan’ny fitavozavozan’ny sampana mpamonjy voina izay voalaza fa dia taraiky tokoa satria dia efa maty tanteraka ny afo vao tonga izy ireo. Efa misokatra ankehitriny ny fanadihadiana mahakasika izay niavian’ny afo ka nahatonga ny loza.
Un exploit. Les représentants de la Grande Ile ont frappé fort au Championnat d’Afrique disputé actuellement au Palais des Sports de Yaoundé, Cameroun. Lors de la troisième journée de cette joute continentale, hier, Tojonirina Andriatsitohaina, engagé chez les moins de 62 kg, a remporté deux médailles d’or et une en argent. Ces deux médailles d’or ont été remportées en arrachée et en total olympique. Lui qui a surclassé le Camerounais Matam Olivier à domicile. En épaulée jeté, Tojo se contente de la médaille d’argent derrière le Camerounais, Matam Olivier. 7 Malgaches dont cinq dames et deux hommes ont fait le déplacement au Cameroun. Nombre d’entre eux vont encore entrer en scène jusqu’à ce samedi. Cette compétition entre dans le cadre des étapes qualificatives des Jeux Olympiques de Rio au mois d’août. L’issue de ce sommet continental déterminera le sort des leveurs de fonte malgache après le décompte de points.
Le troisième et dernier tournoi dans le cadre du circuit de l’ITF CAT junior a débuté, hier, à Gaborone, Botswana. Sampras Rakotondrainibe, engagé en U12 garçons, n’a pas tremblé en huitième de finale. C’est par deux sets à zéro, 6-1 et 6-1 qu’il a triomphé devant le Zimbabwéen, Matic Anotida. Il disputera les quarts de finale ce jour contre son partenaire de double Lesedi Raguin du Botswana. En double U12 garçons, la paire formée par Sampras Rakotondrainibe-Lesedi Raguin du Botswana s’est imposée devant Swartz Johanes-Barnard Joshua de la Namibie par deux sets à zéro, 6-4 et 6-2. Lors de deux précédents tournois, Sampras a toujours atteint le stade des demi-finales.
Ils ne sont pas venus ici pour le tourisme, mais, pour la victoire. Premier match et première victoire pour l’équipe du CSPBB de la Réunion. Opposée à la formation du CBBT d’Analamanga, l’équipe visiteuse s’est imposée sur le score de 69 à 59 en U18 garçons. Dans l’autre match, les Militaires du Cosfa ont disposé de la formation du Dream Team Sporting Club (DTSC) d’Analamanga par 73 à 66. Les deux équipes qui ont livré de belles empoignades où au final Cosfa l’emporte par 7 longueurs d’avance. Et profitant de ce tournoi international, les dames étaient aussi en action, hier. Les filles du Soma Beach Basket-ball Club (SBBC) de Boeny ont largement étrillé les joueuses de la MB2All d’Analamanga sur le score de 96 à 56. Cet après-midi, les basketteuses présélectionnées de l’équipe nationale jouent gros contre les Majungaises du SBBC. Une équipe formée par des sociétaires de l’équipe nationale sénior.
Résultats
Senior dames: SBBC Boeny contre MB2ALL : 96-56. U18 G: COSFA Analamanga contre DTSC Analamanga : 73-66.
U18 G: CSPBB La Réunion contre CBBT Analamanga : 69-59.
Calendrier 15h00 : SD – Equipe nationale U18 F contre SBBC Boeny. 16h45 : U18G– DTSC Analamanga contre CBBT Analamanga. 18h00 : U18G – COSFA Analamanga contre CSPBB La Réunion.
Nangingina indray angamba ny rongony, any amin’ny toakagasy ireo mpanao trafikana zava-mahadomelina no mamokovoko, kanefa dia mbola midona hatrany. Ny sabotsy lasa teo, toakagasy 800 litatra, natao tanatina “bidon” 20 litatra 40 no saron’ny pôlisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina, tetsy Andohatapenaka. Araka ny fantatra, dia efa nisy ny loharanom-baovao azon’ireto mpitandro filaminana ny mahakasika ireto toakagasy saika hatondraka eto Andrenivohitra ireto. Avy any Toamasina no fiavian’ireto toaka tsy ara-dalàna ireto. Ny sasakalin’ny sabotsy teo dia noraisim-potsiny teny amin’io toerana voalaza io ny fiarabe iray rehefa nosavaina. Olona telo no niaraka tamin’ity fiara ity ary nosamborina sy nentina nanaovana fanadihadiana avy hatrany. Tamin’izany no nahafantatra, fa avy amin’izany faritra Fanandrano, ao an-drenivohitr’i Betsimisaraka ao no nangalàna ireto toakagasy ireto ary olona eto Andrenivohitra no tompon’ny entana. Mahazo ampahany kosa ireto mpitondra azy ireto. Efa eny am-pelan-tanan’ireo mpitsara mpanao famotorana amin’izao ny raharaha. Fantatra mantsy, fa omaly ireto olona tratra ireto no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana.
La Poule des As de la Ligue d’Analamanga, dont l’objectif est de déterminer le second représentant de Tana, aborde ce jeudi sa deuxième journée qui s’annonce déjà décisive avec les matches de dimanche.
La seconde journée de la Poule des As de la Ligue d’Analamanga s’annonce somptueuse. Du moins en théorie avec en filigrane le sursaut d’orgueil de ceux qui ont raté leur entrée.
Deux Réunionnais. Comme on assiste à des affiches croisées après la victoire de l’Adema sur le COSFA dimanche et celle de Tana Formation face au Mama FC, on aura forcément droit à des matches de la dernière chance pour ceux qui ont échoué lors de la journée inaugurale.
Du coup, la rencontre entre Tana Formation et COSFA s’annonce de toute beauté tant elle paraît la mieux équilibrée même si les hommes de Pierrot Rakotomanga ont retrouvé des couleurs depuis le retour aux affaires de deux « Réunionnais » François et Dina.
Du potentiel. Mais qu’on ne l’oublie pas, les militaires jouent mieux devant une belle opposition comme cela avait été le cas lors de la dernière journée du championnat où Ndimby et ses camarades ont battu par 1 à 0 le nouveau champion d’Analamanga ternissant quelque peu la grande fête préparée à cet effet par le président d’Elgeco, Alfred Randriamanampisoa.
C’est dire que ce COSFA là a du potentiel et que Tana Formation aura tort de vouloir le négliger. Finalement, c’est du 50-50 mais attention car les joueurs d’Ampahibe tenteront leur va-tout pour sauver leur saison.
La même remarque pourrait s’appliquer au Mama FC qui n’a plus rien à perdre et tout à gagner devant l’ogre Adema qui tenait plus que tout le monde à se qualifier pour la Ligue des champions.
Mais en parvenant à se hisser dans cet emballage final, en reléguant au second plan d’autres formations huppées telles que USCAFOOT et même Sab-Nam, Mama a prouvé qu’il a aussi du cœur à l’ouvrage et qu’il sait se battre le moment venu. L’erreur à éviter pour les compagnons de Voavy Kassah est de croire qu’ils auraient la partie facile face à une équipe de Mama soudée et surtout pleine d’assurance. Vivement donc jeudi au stade d’Alarobia pour ce duel prévu à 13h.
Mikaikaika ny mponina eny amin’iny faritra Ampasanimalo iny. Mirongatra izay tsy izy mantsy, raha ny fitarainan’ny mponina ireo mpanao sinto-mahery mandeha môtô. Asa tokoa hoe mivoatra ve ny toetr’andro, dia nampanarahana izany indray ny fomba fiasan’ireo mpanendaka. Tsy mifanala hazakazaka mantsy izy ireo, fa efa mampiasa môtô. Na ireo mpandeha tongotra, na ireo anaty fiara no tena lasibatra amin’izany. Miaraka roa eny ambony môtô scooter ry zalahy ka ny iray mamily, ny iray misintona ny paoketra na izay entana sarobidy eny amin’izay mitamatama. Tao anatin’ny andro vitsivitsy, dia efa tena maro tokoa ireo mponina no voan’ity eny amin’iny faritra iny. Araka ny fantatra dia eo amina sampanana iray, akaikina trano filanonana eny an-toerana no tena kianja hanjakan’ireto mpanendaka mitondra môtô ireto.