- Publicité -
jeudi, septembre 3, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversRaharaha Anosipatrana : “Tsy misy idiran’ny Emmo”

Raharaha Anosipatrana : “Tsy misy idiran’ny Emmo”

Nanamarika avy hatrany ny isan’ny tomponandraikitra ambony eo anivon’ny Emmo-Reg, fa tsy misy idiran’izy ireo na ny kely aza iny fidinan’ny mpitandro ny filaminana teny Anosipatrana ary naka an-keriny ireo kamiao telo tafiditra ao anatin’ny “projet présidentiel”. Ankona tanteraka izahay raha naheno fa mbola tadiavina hampidirina ao anatin’ny resaka indray ny vondrona iarahan’ny mpitandro ny filaminana “Emmo-Reg”, raha araka ny fanazavan’ny loharanom-baovaonay eo anivon’io vondrona io. Manamafy arak’izany izy, ny mba tsy hampiasana ny anaran’ny Emmo-Reg amin’ny zavatra tsy nataony

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici