- Publicité -
dimanche, septembre 6, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversSoarano : Mpanendaka tratra’ny olona

Soarano : Mpanendaka tratra’ny olona

Tratran’ny olona rehefa nifanenjehana ny mpanendaka iray tetsy Soarano tamin’ny alatsinainy lasa teo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa tokony ho tany amin’ny 9 ora tany ho any, nisy telolahy nandroba sy nanendaka olona iray teny akaikin’I tsenan’ny Pochard. Nambanan-dry zalahy antsy ilay olona ary lasany ny finday teny aminy. Raha nahita izany ny olona marobe dia nanenjika azy ireo. Voasambotra ny iray ary avy hatrany dia natolotra ny polisy ao amin’ny gara Soarano. Ny loharnaom-baovao hatrany no nahafantarana fa efa mpanendaka amin’iny faritra iny ity voasambotra ity.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici