- Publicité -
lundi, mai 12, 2025
AccueilFaits-DiversMaroala : Tale nigadra fa nampandoro sekoly

Maroala : Tale nigadra fa nampandoro sekoly

Fialonana no nitarika ilay heloka. Nokaramainy ny olona roa mba handoro ny sekoly iray ao amin’ny tanàna antsoina hoe Antananambo, kaominina ambanivohitra Maroala. Rehefa nandeha ny fanadihadiana dia voasambotra ny tompon’antoka, izany hoe ireo roalahy izay nandoro mivantana. Ireo farany indray no nanazava ny tao ambadiky ny raharaha dia ilay talen-tsekoly izay naniraka azy ireo sy nanakarama mba handoro ilay toerana. Samy nidoboka am-ponja avokoa ireo rehefa natolotra ny fampanoavana. Na izany aza anefa dia mbola nahavita nandrahona ho faty ilay tompon-tsekoly izay efa nodoran’izy ireo ihany. Toa ny hoe raha vao mivoaka ny fonja dia hovonoiny ilay olona.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici