- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

Tapatapany

#-Maintirano. Rangahy namono vady, saika niharan’ny fitsaram-bahoaka. Rangahy iray no nosamborin’ny zandary tany Maintirano, noho ny famonoana ho faty nataony tamin’ny vadiny, ny talata lasa teo. Araka ny fampitam-baovao azo, dia nisy fifamaliana teo amin’izy roa ireto, ary tonga hatrany amin’ny fikasihan-tanana. Naratra mafy ramatoa, ary nentina tany amin’ny hôpitaly, saingy tsy avotra intsony ny ainy. Teo anatrehan’izay, romotra ny mponina ka saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ity rangahy ity, raha tsy tonga haingana ny mpitandro filaminana.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici