- Publicité -
dimanche, septembre 6, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# Zandary iray no voatifitra tao amin’ny kaominina Andramy. Raha araka ny fantatra dia nandritra ny fanarahan-dia nataony raikitra ny fifanjevoana tamin’ny dahalo. Voatifitra ilay zandary kilasy voalohany, saingy mba avotra ihany ny rehefa nahazo fitsaboana. Efa afaka niverina niasa izy.

# Lehilahy iray no maty voatifitry ny basy. Olona 27 mitondra basim-borona no nanafika azy tao an-tranony tao Antsitambe, ao amin’ny distrika Maevantanana. Lasan’ireo olon-dratsy ny basy izay nentiny niaro tena, basim-borona ihany koa.

# – Ambohijatovo.  Fiara nitondra gadra no saika nifandona tamin’ny fiara an’olon-tsotra tetsy Ambohijatovo. Tsy nisy gadra tafatsoaka, saingy niteraka fitohanana lavareny kosa izany omaly maraina.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici