- Publicité -
mardi, octobre 13, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Soavinandriana. Fiara kilan’ny afo. Omaly tolakandro, fiara marika BMW iray no nirehitra teny Soavinandriana ,làlana hiakatra ho any amin’ny hopitaly miaramila. Voalazan’ny vaovao fa  « court circuit » no nahatonga ny fahamaizana. Raha vao nahita izany ny mpamily dia nivoaka ny fiara. Na dia niezaka namono ny afo aza dia tsy vita izany ka farany nojerena fotsiny. Potika tanteraka tsy nisy azo noraisina ilay izy.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici