- Publicité SW45 -
dimanche, juin 2, 2024
- Publicité -

Tapatapany

Ankadinandriana. Zazalahy main’ny tariby nianjera tamin’ny tany. Omaly vao maraina teny amin’iny faritra Ankadinandriana iny, zazalahy iray no main’ny herinaratra, vokatry ny fikitihany ireny tariby nianjera tamin’ny tany ireny. Noheverin’ity ankizy ity fa tady tsotra fotsiny izy io ary dia noraisiny, ka dia izao niafara tamin’ny fahamaizany izao. Torana tsy nahatsiaro tena mihitsy ity ankizy tamin’izany, ka voatery nentina haingana tany amin’ny toeram-pitsaboana. Efa tonga teny an-toerana ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, nijery akaiky ity tariby mampidi-doza ity.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici