- Publicité SW45 -
dimanche, mai 26, 2024
- Publicité -

Tapatapany

# – Anosy. Lehilahy misandoka ho « informateur » -n’ny BC voasambotra.  Lehilahy iray monina eny Faravohitra no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny BC, satria nisandoka ho “informateur privé” an’io sampandraharaha miady amin’ny heloka bevava io. Vaovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahalalan’ny mpitandro filaminana ny fisian’ity mpisandoka ity. Rehefa nosavaina ny tranony, dia nahitana fitafiana miaramila sy karatra an’ny mpanaraka ny filoham-pirenena, miaraka amina zavatra hafa.

# – Mahamasina. Fiara enina indray potika. Ny alin’ny alakamisy tokony ho tany amin’ny 12 ora tany ho any, nisy fiara 4X4 nirimorimo mafy teny akaikin’i Tsimialonjafy ambadiky ny Kianjan’i Mahamasina, nandona fiara  enina nijanona tamin’ny sisin-dàlana. Samy nahasimbana avokoa ireo fiara voadona ireo. Voalazan’ny vaovao, fa tsy nijanona ilay nandona fa nanohy ny diany hatrany.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici