- Publicité -

Tapatapany

# Sambava. Zanaka lehibem-pokontany saika novonoin’ny olona noho ny famosaviana. Zanaka  lehiben’ny fokontany Ambatofitatra, ao Sambava, no saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ny asabotsy teo. Araka ny vaovao voaray dia nampitondraina voasary maromaro notsindromina asidra homena ramatoa iray izy. Efa nanomboka maizina anefa ny andro ny zoma teo, ka ny marainan’io ity tovolahy ity vao nanatitra izany tany amin’ilay ramatoa, nefa efa nivadika lo sy namoaka fofona ratsy ireo voasary. Nitranga ny nafenina teo…

# Sambaina Antsirabe.Tapaka nandritra ny ora maromaro ny làlana noho ny fifandoman’ny kamiao roa, kamiao mpitondra solika ny iray. Voakisaka ihany ny iray izay soa ihany fa tsy feno solika tamin’io fotoana io.

Manitrisa/D.R 

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
355,680FansAimer
2,515AbonnésSuivre
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UNE RÉPONSE

Veuillez saisir votre commentaire !
Veuillez entrer votre nom ici