- Publicité -
vendredi, septembre 11, 2026
- Publicité -

Tapatapany

#-Maharidaza. Kamiô nivadika tany anaty hantsana. Nandriaka indray rà tamin’iny lalam-pirenana faharoa iny ny faran’ny herinandro lasa teo. Kamiô lehibe iray no nivadika tany anaty hantsana teny Maharidaza Carion. Raha ny fantatra dia naratra mafy ireo olona tao anatin’ity fiara ity. Antony ara-teknika ihany koa no nahatonga ny loza, raha ny fampitam-baovao hatrany satria dia toa hoe lany rivotra ity fiara ity kanefa teo am-pidinana. Tsy tana intsony araka izany ny familiana ary nifarana tany anaty hantsana ilay fiarabe.

nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici