- Publicité -
vendredi, septembre 11, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Kidnapping. Miara-miasa ny GIGN sy ny mpitandro filaminana gasy. Fantatra izao avy amin’ny vaovao marim-pototra, fa tsy mbola votsotra i Zahid ilay teratany karana mizaka zom-pirenana frantsay. Fantatra fa miara-miasa amin’ny mpitandro filaminana malagasy ireo zandary frantsay ao amin’ny GIGN tonga aty an-toerana.  Manantena ny mpanara-baovao, fa tokony hivaha tsy ho ela ity resaka ity.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici