- Publicité SW45 -
lundi, juin 17, 2024
- Publicité -

Tapatapany

Mainka koa mitombo ny fitohanana etsy Ambanidia vokatry ny fisian’ireo “bulldozer” mipetraka fotsiny amin’ny sisin-dàlana. Tamin’ny voalohany dia nahamirana endrika ny mpampiasa iny làlana iny ny fisian’ireo olona nifamezivezy sy ny fahatongavan’ireo fitaovana. Nojerena anefa tsy nampiova na inona na inona akory hatreto ary tsy miteraka ankoatra ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Any ivelany dia miasa andro aman’alina ny olona maro, izay mifandimby ary tsy mijanona ela izany, eo amin’ny fanamboarana, indrindra amin’ny làlana be mampiasa toa an’iny toerana iny. Ny fitaovana misy, ny olona afaka mamboatra tsy ho lany raha ny eto an-drenivohitra, asa inona ihany no mbola andrasana isaky ny mihetsika. Rehefa mbola tsy vonona tsara aloha dia tokony tsy hikitika na inona na inona, hoy ireo olona izay miaka-peo isaky ny mandalo eo…

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici