- Publicité -
lundi, juin 23, 2025

Tapatapany

# – Maevatanana. Adala namono zazakely. Ny faha-8 jona teo, tovolahy iray 18 taona no voalaza fa nanomo nahafaty zazalahy kely 4 taona tany amin’ny toerana antsoina hoe Ambatofotsy, any Maevatanana. Fantatra fa manana toetra adaladala ilay namono. Tamin’ny nampihetsika ny aretiny no nanatsatohany antsy an’ilay zaza. Efa nosamborina ilay nahavanona ny loza.

# – Antanandrano. Ankizivavy 14 taona maty an-drano. Tovovavy iray 14 taona no hita faty teny amin’ny reniranon’i Mamba tsy lavitra ny tananan’Antanandrano, ny faha-9 jona teo. Rehefa nojeren’ny dokotera ny razana dia fantatra fa maty an-drano ity ankizy ity. Tsy nahitana ratra mivantana ny tenany. Ny vaovao no nahafantarana fa ny alahady faha-5 jona no efa tsy hita ity ankizy ity. Efa misokatra ny fanadihadiana.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici