- Publicité -
mardi, septembre 29, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Analakely. Raikitra ny sakoroka. Omaly, efa tena saika raikitra ny sakoroka teo ami’ny mpivarotra, andaniny, ary ny avy ao amin’ny polisin’ny kaominina ankilany. Tsy lavitra ny toerana  nametrahana ny « podium » no nisy izany. Izay tena niandohan’ny disadisa aloha, tsy mazava loatra, fa araka ny filazan’ny mpivarotra iray dia tsy nahafaly azy ireo ny fihetsika nataon’ireo polisy kominaly. Nisy mihitsy ny fifampikasihan-tanana, hoy hatrany ny vaovao. Tamin’ny farany, niaraka nirohitra ireo mpivarotra marobe naneho izany tsy fahafaliany izany.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici