- Publicité -
dimanche, septembre 27, 2026
- Publicité -

Tapatapany

#  Alaotra.Fiara nivadika, olona roa maty. Nivadika ambony ambany ny fiara iray mpitondra olona avy any Ambakireny, Morarano chrome, ho any Ambatondrazaka ny alatsinainy teo. Vokany, olona roa no maty tsy tra-drano ary dimy hafa maratra mafy. Teny an-dalana, nipitika ny kodiarana aloha avy ao amin’ny ankavia ka izany no nahatonga ny loza. Soa ihany fa tsy lasa tany anaty hantsana ilay fiara.

r.s.

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici