- Publicité -
mercredi, septembre 16, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# Gadra izay nahazo fahafahana miasa aty ivelan’ny fonja, no tompon’antoka tamin’ny fanakanan-dàlana amin’ny làlan’i Morondava. Misy dimy izy ireo no voasambotry ny zandary ary mbola nisy zaza tsy ampy taona koa tao anatin’ilay ekipa izay mitam-basy.

# « Ambulance » nitondra marary no nivadika ambony ambany tetsy Tsaralalàna, ny alin’ny zoma teo. Nisy fiara nandeha mafy ka nifatratra tao aminy, raha araka ny fanazavan’ny olona. Mba avotra ihany ireo olona tao anatiny na dia nivadika aza ilay fiara mpitondra marary.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici