- Publicité SW45 -
samedi, avril 27, 2024

Tapatapany

# Raikitra ny fifampitifirana omaly tetsy Amboanjobe. Nisy efa-dahy nanafika bar ka tsikaritry ny olona. Nodidinin’ny olona ny roa izay taraiky tao. Maty voatifitra ny iray ary tapaka lalandra noho ny hatairana ny faharoa. Naratra nohonjy tifitra nahazo azy ny tompon’ny bar ary zandary roa koa naratra nandritry ny fifamaliana tifitra tamin’ireo olon-dratsy

# Voaambana basy ny mpamily taxi-be iray tetsy Avaradoha. Nasaina nandeha nankaby Nanisana avy eo ilay fiara ary izany dia teo imason’ny mpandeha rehetra tao. Tsy hay izay tanjon’ireo nitazona basy izay nidina fotsiny nony avy eo…

D.R

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici