- Publicité SW45 -
lundi, juin 17, 2024
- Publicité -

Tapatapany

#-RN7. Fanakanan-dalana voasoroka. Fiara kely iray nandeha irery teny amin’iny lalam-pirenena fahafito iny no saika lasibatry ny mpanakan-dalana indray eo amin’ny PK175+100, teo Andohanakoho, Manandona Antsirabe. Soa ihany anefa, fa sendran’ireo zandary mpanao fisafoana ka rava maina ny tetik’ireo olon-dratsy, izay efa nanomboka nitoraka izany fiara izany. Noho ny haizina moa dia tafaporitsaka ireto olon-dratsy ireto.

#- Maevatanana. Ankizy nalain’ny dahalo an-keriny. Ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo dia nitrangana fanafihan-dahalo indray tao amin’ny fokontanin’Ambodimangan’i Betsiboka, distrika Maevatanana. Vokany, ankizy efatra no lasan’izy ireo an-keriny. Efa mandeha moa ny fikarohana azy ireo amin’izao.

nangonin’i m.L / Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité Google Ads.-
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici